Teny iditra |
sara
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
bikana
[1.78]
|
|
Teny iditra |
sara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy [1.78]
|
| Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana Vola nomena taloha ny mpanao fanafody (ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Loyer pour usage; prix d'un billet de train [1.8]
|
| Rétribution payée à un mpimasy, le plus souvent en nature
[1.196]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
sara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom donné à des plantes employées par les empiriques ; auxquelles on attribue des vertus magiques ; ce sont surtout suivant les dialectes : [Sakalava]
Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Réf. Rakotovao, Réserves Naturelles 4563.
Plante aquatique appliquée en emplâtres sur les foulures par les empiriques.
[Taisaka]
Aponogeton sp. (Aponogetonaceae).
Plante aquatique utilisée par ses parties feuillées. Tubercule comestible.
[1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Sarà
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Sarà [2.996]
|
| Sarah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sara [2.996]
|
Ohatra | Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny Sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty.
[1.38]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|