Teny iditra tabataba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble] [1.2]
 Noise, racketder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion [1.3]
 Bruit, tapage [1.8]
Ohatra 
1Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324]
2kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tabataba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna
Fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947 [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Political tumult [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Trouble, désordre [1.3]
Fanazavàna teny anglisy Political upheaval, civil disorder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Révolution, tumulte politique [1.3]
 Tumulte politique, rébellion [1.8]
Ohatra Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga. [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27