|
|
|
|

Teny iditra1  tokana aman-tany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza hatsarana tsy misy mitovy aminy
Singan-teny  4  tokana, amana, tany
Mpanahaka  5  tsy misy toa azy, tsy manam-paharoa, safatsiroa aman-tany, tapitra ohatra, tapitra efatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10