<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 27:30 | And it came to pass, as soon as |
Ary rehefa vita ny nitsofan' Isaka rano an' i Jakoba, ary vao nidify Jakoba teo anatrehan' Isaka rainy, dia niditra kosa Esao rahalahiny avy nihaza. | Vao avy nitso-drano an' i Jakoba Isaaka, ary vao nandao an' Isaaka rainy Jakoba, no tonga avy any am-pihazana kosa Esao, rahalahiny. |