<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 1:38 | So |
Dia nidina Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany sy Renaia, zanak' i Joiada, ary ny miaramila mpiambina andriana, dia nampitaingina an' i Solomona ny ampondravavin' i Davida mpanjaka izy, ka dia nitondra azy nankany Gihona. | Dia nandeha Sadaoka mpisorona sy Natàna mpaminany, ary Banaiasa zanak' i Joiadasa mbamin' ny Keretiana sy ny Feletiana; nasainy nitaingina ny molevavin' i Davida mpanjaka Salomona, dia nentiny nankany Gihona. | Le prêtre |