<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 1:39 | And |
Ary Zadoka mpisorona naka ny tandroka misy diloilo tao amin' ny trano-lay ka nanosotra an' i Solomona. Ary notsofina ny anjomara, ka dia hoy ny vahoaka rehetra: Ho ela velona anie Solomona mpanjaka! | Ary Sadaoka mpisorona, naka ny tandroka misy diloilo tao amin' ny tabernaka, dia nanosotra an' i Salomona, ary nitsoka anjomara ny olona, ary ny vahoaka rehetra nanao hoe: Ho ela velona anie Salomona mpanjaka! | Le prêtre |