<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 10:10 | And she gave the king an hundred and twenty talents of gold, and of spices very great store, and precious stones: there came no more such abundance of spices as these which the queen of |
Ary izy nanome talenta volamena roa-polo amby zato sy zava-manitra sesehena ary vato soa ho an' ny mpanjaka; tsy nisy intsony zava-manitra be indrindra tonga tahaka ilay nomen' ny mpanjakavavin' i Sheba ho an' i Solomona mpanjaka. | Dia notoloran-dravehivavy talenta volamena roapolo amby zato, zava-manitra be dia be ary vatosoa koa ny mpanjaka. Tsy nisy be noho ny nomen' ny mpanjakavavin' i Sabà an' i Salomona mpanjaka, intsony ny zava-manitra tonga. | Elle donna au roi cent vingt talents d' or, une grande quantité d' aromates et des pierres précieuses ; la reine de |