<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 11:11 | Wherefore the |
Ka dia hoy Jehovah tamin' i Solomona: Satria efa tonga ao am-ponao izao, ka tsy notandremanao ny fanekeko sy ny didiko izay nandidiako anao, dia hendahako ho afaka aminao tokoa ny fanjakana ka homeko ny mpanomponao. | Ka hoy Iaveh tamin' i Salomona: Noho izao fitondran-tenanao izao, ka tsy mba nitandrina ny fanekeko sy ny lalako izay nandidiako anao hianao, dia hotsoahako marina tokoa eo an-tànanao ny fanjakana, ka omeko ny mpanomponao. | Alors |