<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 11:31 | And he said to |
Ary hoy izy tamin' i Jeroboama: Raiso ho anao ny tapatapany folo; fa izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, Izaho efa hanendaka ny fanjakana ho afaka amin' ny tànan' i Solomona, ary homeko anao ny firenena folo | dia hoy izy tamin' i Jeroboama: Raiso ho anao ny tapatapany folo, fa izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Indro, hendahako avy eo an-tanan' i Salomona ny fanjakana, ka homeko anao ny foko folo, | Puis il dit à |