<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 13:14 | And went after the man of |
Ary dia nanaraka ilay lehilahin' Andriamanitra izy ka nahita azy nipetraka teo ambanin' ny hazo terebinta; ka hoy izy taminy: Hianao moa ilay lehilahin' Andriamanitra avy tany Joda ? Ary hoy izy: Eny, izaho no izy. | Lasa izy nanaraka ilay olon' Andriamanitra ka nahita azy nipetraka teo ambanin' ity terebinta, dia hoy izy taminy: Hianao va izany olon' Andriamanitra avy any Jodà izany? Ary hoy ny navalin-dralehilahy: Izaho no izy. | Il poursuivit l' homme de |