<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 14:26 | And he took away the treasures of the house of the |
dia nobaboiny ny rakitry ny tranon' i Jehovah sy ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka ka lasany avokoa; ary nobaboiny koa ny ampinga volamena rehetra nataon' i Solomona | Nobaboiny ny rakitry ny tranon' ny Tompo sy ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka, dia lasany daholo. Nalainy avokoa ny ampinga volamena rehetra nataon' i Salomona. | Il se fit livrer les trésors du Temple de |