<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 15:18 | Then |
Ary Asa naka ny volafotsy sy ny volamena rehetra izay sisa tamin' ny rakitry ny tranon' i Jehovah sy tamin' ny rakitry ny tranon ny mpanjaka, ka natolony teo an-tànan' ny mpanompony; ary Asa mpanjaka nampanatitra azy tany amin' i Beni-hadada, zanak' i Tabrimona, zanak' i Heziona, mpanjakan' i Syria, izay nonina tao Damaskosy, ka nanao hoe: | Nalain' i Asà kosa ny volafotsy sy volamena sisa rehetra tao amin' ny rakitry ny tranon' ny Tompo sy ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka, ka nataony teo an-tanan' ny mpanompony; dia nalefan' ny mpanjaka Asà ireo, ho any amin' i Ben-Hadada zanak' i Tabremona, zanak' i Heziona, mpanjakan' i Siria nonina tao Damasa, hanao hoe: | Alors |