<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 15:25 | And |
Ary Nadaba, zanak' i Jeroboama, vao nanjaka tamin' ny Isiraely tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda; ary nanjaka roa taona tamin' ny Isiraely izy. | Tamin' ny taona faharoan' i Asà, mpanjakan' i Jodà, no tonga mpanjakan' Israely Nadaba zanak' i Jeroboama; ary roa taona no nanjakany tamin' Israely. |