<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:29 | And it was told king |
Ary nambara tamin' i Solomona mpanjaka fa Joaba efa lasa nandositra ho ao amin' ny trano-lain' i Jehovah, ka, indro, eo anilan' ny alitara izy. Dia nirahin' i Solomona Benaia, zanak' i Joiada, ka nilazany hoe: Andeha, asio izy. | Ary nampandrenesina Salomona mpanjaka fa nandositra ao amin' ny tabernaklan' ny Tompo Joaba, ka tao anilan' ny otely izy; ka nirahin' i Salomona Banaiasa nataony hoe: Mandehana asio izy. | On avertit le roi |