<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:39 | And it came to pass at the end of three years, that two of the servants of |
Ary nony afaka telo taona mipaka, dia nisy roa lahy mpanompon' i Simey, nandositra ho any amin' i Akisy, zanak' i Maka mpanjakan' i Gata. Ary nisy nanambara tamin' i Simey hoe: Indreo, any Gata ny mpanomponao. | Kanjo nony afaka telo taona, dia sendra nandositra ny mpanompon' i Semeia roa lahy, tany amin' i Akisa, zanak' i Maakà, mpanjakan' i Geta. Dia nilazana izany Semeia, natao hoe: Indro any Geta ny mpanomponao. | Mais, au bout de trois ans, il arriva que deux esclaves de |