<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 22:13 | And the messenger that was gone to call |
Ary ilay iraka izay nandeha naka an' i Mikaia niteny taminy hoe: Indro fa efa iray teny avokoa izao ny mpaminany ka milaza soa ho an' ny mpanjaka; masìna ianao, aoka re ny teninao mba ho tahaka ny an' ny anankiray amin' ireo, ka mba mitenena soa koa. | Ary ilay iraka lasa niantso an' i Mikea dia niteny taminy nanao hoe: Indro fa iray teny avokoa ny mpaminany izao, samy milaza soa ho an' ny mpanjaka, ka mba ampifanaraho amin' ny azy ireo tsirairay avy koa ny teninao, mba milazà soa. | Le messager qui était allé chercher |