<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 7:47 | And |
Ary tsy nolanjain' i Solomona ny fanaka rehetra, satria be loatra izy; ary tsy nozahana izay lanjan' ny varahina. | Navelan' i Salomona tamin' izao, fa tsy nolanjaina ireo fanaka rehetra ireo, satria be loatra ka tsy notsapaina ho fantatra marina izay lanjan' ny varahina. | à cause de leur énorme quantité, on ne calcula pas le poids du bronze. |