<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 8:4 | And they brought up the ark of the |
ary dia nampakariny ny fiaran' i Jehovah sy ny trano-lay fihaonana mbamin' ny fanaka masina rehetra izay tao amin' ny lay. Nampakarin' ny mpisorona sy ny Levita ireo zavatra ireo. | Nentiny ny fiaran' ny Tompo mbamin' ny trano lay fihaonana sy ny fanaka voahasina rehetra izay tao amin' ny trano lay, ka ny mpisorona sy ny Levita no nitondra ireo. | et la Tente du Rendez-vous avec tous les objets sacrés qui y étaient. |