<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Jodita |
[Bible de Jérusalem] Livre de Judith |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Jdt 13:30 | Nony nahatsiaro tena sy nody saina izy, nihohoka teo an-tongotr' i Jodita, nanao taminy hoe: Aoka ho antsoina ho nosoavin' ny Andriamanitrao anie hianao, eo ambanin' ny lain' i Jakoba rehetra. Ary hianao no hahazoan' ny Andriamanitr' Israely voninahitra eny amin' ny firenena rehetra handre ny anaranao. |