<-
->

Nom / Fan 29:1 And in the seventh month, on the first day of the month, ye shall have an holy convocation; ye shall do no servile work: it is a day of blowing the trumpets unto you. Ary amin' ny andro voalohany ny volana fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo, aza manao tao-zavatra akory; ho andro fitsofan-trompetra ho anareo izany. Amin' ny volana fahafito, amin' ny andro voalohan' ny volana, dia hisy fivoriana masina ho anareo; tsy hanao asa fanaon' ny mpiasa na inona na inona hianareo. Andron' ny feo mikarantsana ho anareo izany. " Le septième mois, le premier du mois, vous aurez une sainte assemblée ; vous ne ferez aucune oeuvre servile. Ce sera pour vous le jour des Acclamations.
Nom / Fan 29:2 And ye shall offer a burnt offering for a sweet savour unto the Lord; one young bullock, one ram, and seven lambs of the first year without blemish: Ary izao no atero ho fanatitra odorana, ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah: vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry fito, izay iray taona avy sady tsy misy kilema, Ary izao no sorona dorana haterinareo, ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo: vantotr' ombalahy iray, ary zanak' ondry fito, efa iray taona, tsy misy kilema; Vous ferez un holocauste, en parfum d' apaisement pour Yahvé : un taureau, un bélier, sept agneaux d' un an, sans défaut.
Nom / Fan 29:3 And their meat offering shall be of flour mingled with oil, three tenth deals for a bullock, and two tenth deals for a ram, ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon' ny efaha amin' ny isam-bantotr' ombilahy iray, roa ampahafolon' ny efaha amin' ny isan-ondrilahy iray, ary ny fanatitra momba azy dia lafarina tsara indrindra voadity tamin' ny diloilo: telo ampahafolony amin' ny vantotr' ombalahy, L' oblation conjointe, en fleur de farine pétrie dans l' huile, sera de trois dixièmes pour le taureau, de deux dixièmes pour le bélier,
Nom / Fan 29:4 And one tenth deal for one lamb, throughout the seven lambs: ary ampahafolon' ny efaha amin' ny isan-janak' ondry, dia ny zanak' ondry fito) roa ampahafolony amin' ny ondrilahy, ary iray ampahafolony amin' ny zanak' ondry fito tsirairay avy. d' un dixième pour chacun des sept agneaux.
Nom / Fan 29:5 And one kid of the goats for a sin offering, to make an atonement for you: ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana ho anareo, Osilahy iray no sorona noho ny ota, hanaovana ny fanonerana ho anareo. Et il y aura un bouc en sacrifice pour le péché, pour faire sur vous le rite d' expiation.
Nom / Fan 29:6 Beside the burnt offering of the month, and his meat offering, and the daily burnt offering, and his meat offering, and their drink offerings, according unto their manner, for a sweet savour, a sacrifice made by fire unto the Lord. ho fanampin' ny fanatitra dorana noho ny voaloham-bolana sy ny fanatitra ho hanina momba azy ary ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, araka ny fanaony, ho hanitra ankasitrahana, dia fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah. Hataonareo izany ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana isam-bolana, mbamin' ny fanatitra momba azy, ny sorona tsy tapaka, mbamin' ny fanatitra momba azy, ary ny fanatitra araraka momba azy araka ny fitsipika voadidy. Sorona atao amin' ny afo izany, ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo. Cela en plus de l' holocauste mensuel et de son oblation, de l' holocauste perpétuel et de son oblation, de leurs libations conjointes selon la règle, - en parfum d' apaisement, comme mets consumés pour Yahvé.
Nom / Fan 29:7 And ye shall have on the tenth day of this seventh month an holy convocation; and ye shall afflict your souls: ye shall not do any work therein: Ary amin' ny andro fahafolo amin' izany volana fahafito izany dia hisy fivoriana masina ho anareo, dia hampahory ny tenanareo ianareo; aza manao raharaha akory. Amin' ny andro fahafolon' io volana io ihany, dia hisy fivoriana masina ho anareo, ary hampahory ny fanahinareo hianareo; tsy hanao asa na inona na inona hianareo. " Le dixième jour de ce septième mois, vous aurez une sainte assemblée. Vous jeûnerez et vous ne ferez aucun travail.
Nom / Fan 29:8 But ye shall offer a burnt offering unto the Lord for a sweet savour; one young bullock, one ram, and seven lambs of the first year; they shall be unto you without blemish: Ary izao no atero ho fanatitra dorana ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah: vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry fito izay iray taona avy (dia izay tsy misy kilema no haterinareo) Ho sorona dorana ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo, dia manatera vantotr' ombalahy iray, ondrilahy iray ary zanak' ondry fito, efa iray taona, tsy misy kilema, Vous ferez un holocauste à Yahvé, en parfum d' apaisement : un taureau, un bélier, sept agneaux d' un an, que vous choisirez sans défaut.
Nom / Fan 29:9 And their meat offering shall be of flour mingled with oil, three tenth deals to a bullock, and two tenth deals to one ram, ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon' ny efaha amin' ny isam-bantotr' ombilahy iray, roa ampahafolon' ny efaha amin' ny isan-ondrilahy iray, ary ny hatao fanatitra momba azy dia lafarina tsara indrindra voadity tamin' ny diloilo, telo ampahafolony amin' ny ombalahy, roa ampahafolony amin' ny ondralahy, L' oblation conjointe, en fleur de farine pétrie dans l' huile, sera de trois dixièmes pour le taureau, de deux dixièmes pour le bélier,
Nom / Fan 29:10 A several tenth deal for one lamb, throughout the seven lambs: ary ampahafolon' ny efaha amin' ny isan-janak' ondry, dia amin' ny zanak' ondry fito) iray ampahafolony amin' ny zanak' ondry fito tsirairay avy. d' un dixième pour chacun des sept agneaux.
Nom / Fan 29:11 One kid of the goats for a sin offering; beside the sin offering of atonement, and the continual burnt offering, and the meat offering of it, and their drink offerings. ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin' ny fanatitra noho ny ota hanaovana fanavotana sy ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy. Ary osilahy iray ho sorona noho ny ota; fa tsy hajanona anefa ny sorom-panonerana sy ny sorona dorana tsy tapaka sy ny fanatitra momba azy, mbamin' ny fanatitra araraka momba azy. Un bouc sera offert en sacrifice pour le péché. Cela en plus de la victime pour le péché de la fête des Expiations, de l' holocauste perpétuel et de son oblation, et de leurs libations conjointes.
Nom / Fan 29:12 And on the fifteenth day of the seventh month ye shall have an holy convocation; ye shall do no servile work, and ye shall keep a feast unto the Lord seven days: Ary amin' ny andro fahadimy ambin' ny folo amin' ny volana fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo; aza manao tao-zavatra akory, fa mitandrema ny andro firavoravoana hafitoana ho an' i Jehovah. Amin' ny andro fahadimy ambin' ny folon' ny volana fahafito, dia hisy fivoriana masina ho anareo, tsy hanao asa fanaon' ny mpiasa na inona na inona hianareo. Hanao fety fankalazana an' ny Tompo mandritra ny hafitoana hianareo, " Le quinzième jour du septième mois, vous aurez une sainte assemblée, vous ne ferez aucune oeuvre servile et pendant sept jours vous célébrerez une fête pour Yahvé.
Nom / Fan 29:13 And ye shall offer a burnt offering, a sacrifice made by fire, of a sweet savour unto the Lord; thirteen young bullocks, two rams, and fourteen lambs of the first year; they shall be without blemish: Ary izao no atero ho fanatitra dorana, dia fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah: vantotr' ombilahy telo ambin' ny folo sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona avy sady tsy misy kilema. hanatitra sorona dorana, sorona atao amin' ny afo ho hanitra mahafinaritra ho an' ny Tompo, dia vantotr' ombalahy telo ambin' ny folo, ondralahy roa, zanak' ondry efatra ambin' ny folo, efa iray taona, tsy misy kilema; Vous ferez un holocauste, mets consumé en parfum d' apaisement pour Yahvé : treize taureaux, deux béliers, quatorze agneaux d' un an, sans défaut.
Nom / Fan 29:14 And their meat offering shall be of flour mingled with oil, three tenth deals unto every bullock of the thirteen bullocks, two tenth deals to each ram of the two rams, ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon' ny efaha amin' ny isam-bantotr' ombilahy, dia ny vantotr' ombilahy telo ambin' ny folo, ary roa ampahafolon' ny efaha amin' ny isan-ondrilahy, dia ny ondrilahy roa ary ny hatao fanatitra momba azy dia lafarina tsara indrindra voadity tamin' ny diloilo, telo ampahafolony amin' ny ombalahy telo ambin' ny folo tsirairay avy, roa ampahafolony amin' ny ondralahy roa tsirairay avy, Les oblations conjointes, en fleur de farine pétrie dans l' huile, seront de trois dixièmes pour chacun des treize taureaux, de deux dixièmes pour chacun des deux béliers,
Nom / Fan 29:15 And a several tenth deal to each lamb of the fourteen lambs: ary ampahafolon' ny efaha amin' ny isan-janak' ondry, dia ny zanak' ondry efatra ambin' ny folo) ary iray ampahafolony amin' ny zanak' ondry efatra ambin' ny folo tsirairay avy. d' un dixième pour chacun des quatorze agneaux.
Nom / Fan 29:16 And one kid of the goats for a sin offering; beside the continual burnt offering, his meat offering, and his drink offering. ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ny ota, ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy. Osilahy iray no hatao sorona noho ny ota; ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy. On ajoutera un bouc en sacrifice pour le péché. Cela en plus de l' holocauste perpétuel, de son oblation et de sa libation.
Nom / Fan 29:17 And on the second day ye shall offer twelve young bullocks, two rams, fourteen lambs of the first year without spot: Ary amin' ny andro faharoa koa dia vantotr' ombilahy roa ambin' ny folo sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Amin' ny andro faharoa, manatera vantotr' ombalahy roa ambin' ny folo, ondralahy roa, zanak' ondry efatra ambin' ny folo, efa iray taona, tsy misy kilema, Le second jour : douze taureaux, deux béliers, quatorze agneaux d' un an sans défaut ;
Nom / Fan 29:18 And their meat offering and their drink offerings for the bullocks, for the rams, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner: ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin' ny isam-bantotr' ombilahy sy ny isan-ondrilahy ary ny isan-janak' ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, miaraka amin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, manaraka ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak' ondry samy araka ny isany avy, araka ny fitsipika. l' oblation et les libations conjointes, faites suivant la règle selon le nombre des taureaux, des béliers et des agneaux ;
Nom / Fan 29:19 And one kid of the goats for a sin offering; beside the continual burnt offering, and the meat offering thereof, and their drink offerings. ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva, sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy. Osilahy iray no hatao sorona noho ny ota; ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy. un bouc pour le sacrifice pour le péché ; en plus de l' holocauste perpétuel, de son oblation et de ses libations.
Nom / Fan 29:20 And on the third day eleven bullocks, two rams, fourteen lambs of the first year without blemish; Ary amin' ny andro fahatelo koa dia vantotr' ombilahy iraika ambin' ny folo sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Amin' ny andro fahatelo manatera ombalahy iraik' ambin' ny folo, ondralahy roa, zanak' ondry efatra ambin' ny folo, efa iray taona, tsy misy kilema, Le troisième jour : onze taureaux, deux béliers, quatorze agneaux d' un an, sans défaut ;
Nom / Fan 29:21 And their meat offering and their drink offerings for the bullocks, for the rams, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner: ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin' ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak' ondry araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika. l' oblation et les libations conjointes, faites suivant la règle, selon le nombre des taureaux, des béliers et des agneaux ;
Nom / Fan 29:22 And one goat for a sin offering; beside the continual burnt offering, and his meat offering, and his drink offering. ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva, sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy. Osilahy iray no hatao sorona noho ny ota; ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy. un bouc pour le sacrifice pour le péché ; en plus de l' holocauste perpétuel, de son oblation et de sa libation.
Nom / Fan 29:23 And on the fourth day ten bullocks, two rams, and fourteen lambs of the first year without blemish: Ary amin' ny andro fahefatra koa dia vantotr' ombilahy folo sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Amin' ny andro fahefatra, manatera ombalahy folo, ondralahy roa, zanak' ondry efatra ambin' ny folo, efa iray taona, tsy misy kilema, Le quatrième jour : dix taureaux, deux béliers, quatorze agneaux d' un an, sans défaut ;
Nom / Fan 29:24 Their meat offering and their drink offerings for the bullocks, for the rams, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner: ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin' ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak' ondry araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika. l' oblation et les libations conjointes, faites suivant la règle, selon le nombre des taureaux, des béliers et des agneaux ;
Nom / Fan 29:25 And one kid of the goats for a sin offering; beside the continual burnt offering, his meat offering, and his drink offering. ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva, sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy. Osilahy iray no hatao sorona noho ny ota; ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy. un bouc pour le sacrifice pour le péché ; en plus de l' holocauste perpétuel, de son oblation et de sa libation.
Nom / Fan 29:26 And on the fifth day nine bullocks, two rams, and fourteen lambs of the first year without spot: Ary amin' ny andro fahadimy koa dia vantotr' ombilahy sivy sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Amin' ny andro fahadimy, manatera vantotr' ombalahy sivy, ondralahy roa, zanak' ondry efatra ambin' ny folo, efa iray taona, tsy misy kilema, Le cinquième jour : neuf taureaux, deux béliers, quatorze agneaux d' un an, sans défaut ;
Nom / Fan 29:27 And their meat offering and their drink offerings for the bullocks, for the rams, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner: ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin' ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak' ondry, araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika. les oblations et libations conjointes, faites suivant la règle, selon le nombre des taureaux, des béliers et des agneaux ;
Nom / Fan 29:28 And one goat for a sin offering; beside the continual burnt offering, and his meat offering, and his drink offering. ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva, sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy. Osilahy iray no ho sorona noho ny ota, ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy. un bouc pour le sacrifice pour le péché ; en plus de l' holocauste perpétuel, de son oblation et de sa libation.
Nom / Fan 29:29 And on the sixth day eight bullocks, two rams, and fourteen lambs of the first year without blemish: Ary amin' ny andro fahenina koa dia vantotr' ombilahy valo sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Amin' ny andro fahenina, manatera vantotr' ombalahy valo, ondrahaly roa, zanak' ondry efatra ambin' ny folo, efa iray taona, tsy misy kilema, Le sixième jour : huit taureaux, deux béliers, quatorze agneaux d' un an, sans défaut ;
Nom / Fan 29:30 And their meat offering and their drink offerings for the bullocks, for the rams, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner: ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin' ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak' ondry, araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika. l' oblation et les libations conjointes, faites suivant la règle, selon le nombre des taureaux, des béliers et des agneaux ;
Nom / Fan 29:31 And one goat for a sin offering; beside the continual burnt offering, his meat offering, and his drink offering. ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva, sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy. Osilahy iray no hatao sorona noho ny ota; ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy. un bouc pour le sacrifice pour le péché ; en plus de l' holocauste perpétuel, de son oblation et de ses libations.
Nom / Fan 29:32 And on the seventh day seven bullocks, two rams, and fourteen lambs of the first year without blemish: Ary amin' ny andro fahafito koa dia vantotr' ombilahy fito sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema, Amin' ny andro fahafito manatera ombalahy fito, ondralahy roa, zanak' ondry efatra ambin' ny folo, efa iray taona, tsy misy kilema, Le septième jour : sept taureaux, deux béliers, quatorze agneaux d' un an, sans défaut ;
Nom / Fan 29:33 And their meat offering and their drink offerings for the bullocks, for the rams, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner: ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin' ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak' ondry araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika. les oblations et libations conjointes, faites suivant la règle, selon le nombre des taureaux, des béliers et des agneaux ;
Nom / Fan 29:34 And one goat for a sin offering; beside the continual burnt offering, his meat offering, and his drink offering. ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva, sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy. Osilahy iray no hatao sorona noho ny ota; ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka, mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy. un bouc pour le sacrifice pour le péché ; en plus de l' holocauste perpétuel, de son oblation et de sa libation.
Nom / Fan 29:35 On the eighth day ye shall have a solemn assembly: ye shall do no servile work therein: Ary amin' ny andro fahavalo dia hisy fara-fivoriana ho anareo; aza manao tao-zavatra akory. Amin' ny andro fahavalo dia hisy fivoriana lehibe ho anareo, tsy hanao asa fanaon' ny mpiasa na inona na inona hianareo. Le huitième jour, vous aurez une réunion. Vous ne ferez aucune oeuvre servile.
Nom / Fan 29:36 But ye shall offer a burnt offering, a sacrifice made by fire, of a sweet savour unto the Lord: one bullock, one ram, seven lambs of the first year without blemish: Ary izao no atero ho fanatitra odorana, dia fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah: vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry fito, izay iray taona avy sady tsy misy kilema, Hanatitra sorona dorana anankiray hianareo, sorona anankiray atao amin' ny afo, ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo, dia ombalahy iray, ondralahy iray, zanak' ondry fito, efa iray taona, tsy misy kilema, Vous offrirez un holocauste, mets consumé en parfum d' apaisement pour Yahvé : un taureau, un bélier, sept agneaux d' un an, sans défaut ;
Nom / Fan 29:37 Their meat offering and their drink offerings for the bullock, for the ram, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner: ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin' ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak' ondry, manaraka ny fitsipika. l' oblation et les libations conjointes, faites suivant la règle, selon le nombre des taureaux, des béliers et des agneaux ;
Nom / Fan 29:38 And one goat for a sin offering; beside the continual burnt offering, and his meat offering, and his drink offering. ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva, sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy. Osilahy iray no hatao sorona noho ny ota; ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka, mbamin' ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy. un bouc pour le sacrifice pour le péché ; en plus de l' holocauste perpétuel, de son oblation et de sa libation.
Nom / Fan 29:39 These things ye shall do unto the Lord in your set feasts, beside your vows, and your freewill offerings, for your burnt offerings, and for your meat offerings, and for your drink offerings, and for your peace offerings. Ireo no haterinareo ho an' i Jehovah amin' ny fotoam-pivavahanareo afa-tsy ny fanati-panalamboadinareo sy ny fanati-tsitraponareo izay aterinareo ho fanatitra dorana sy fanatitra hohanina sy fanatitra aidina ary fanati-pihavanana. Ireo avy no sorona haterinareo ho an' ny Tompo amin' ny fetinareo, afa-tsy ny voadinareo sy ny fanoloranareo an-tsitra-po: ny sorona doranareo, ny fanatitrareo sy ny fanatitrareo araraka ary ny fanati-pihavananareo. C' est là ce que vous ferez pour Yahvé, lors de vos solennités, en plus de vos offrandes votives et de vos offrandes volontaires, de vos holocaustes, oblations et libations, et de vos sacrifices de communion. "
Nom / Fan 29:40 And Moses told the children of Israel according to all that the Lord commanded Moses.

<-
->