<-
->

Asa 12:9 And he went out, and followed him; and wist not that it was true which was done by the angel; but thought he saw a vision. Dia nivoaka izy ka nanaraka ary; ary tsy fantany ho marina izay nataon' ny anjely, fa nataony ho nahita fahitana ihany izy. Dia nivoaka Piera ka nanaraka azy; tsy fantany ho tena zavatra anefa no nataon' ny anjely, fa nataony ho fahitana fotsiny izany. Pierre sortit, et il le suivait ; il ne se rendait pas compte que c'était vrai, ce qui se faisait par l' ange, mais il se figurait avoir une vision.