<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 17:5 | But the |
Fa nialona ny Jiosy ka naka olona ratsy fanahy teny an-tsena ary nahavory vahoaka betsaka, dia nampitabataba ny tanàna ka namely ny tranon' i Jasona ary nitady hamoaka azy roa lahy ho ao amin' ny olona. | Fa velom-pialonana kosa ny Jody, ka namory olona ratsy fanahy tamin' ny faikan' olona, ary nony tafavory betsaka izy ireo, dia nampitabataba ny tanàna. Nanodidina ny tranon' i Jasòna izy ireo nitady hamoaka azy roa lahy ho eo anatrehan' ny vahoaka. | Mais les |