<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 20:9 | And there sat in a window a certain young man named |
Ary nisy zatovo anankiray atao hoe Eotyka nipetraka teo am-baravarankely ka sondrian-tory; ary raha naharitra ela ny toritenin' i Paoly, dia niraika noho ny torimaso ilay zatovo ka nianjera tamin' ny tany avy eny amin' ny rihana intelo mifanongoa, ary nony narenina izy, dia indro fa efa maty. | Nisy kosa tovolahy anankiray izay atao hoe Eotika, nipetraka teo am-baravarankely; sondrian-tory mafy izy io, fa naharitra ela ny toritenin' i Paoly, ka nirona izy, dia nidaboka tany ambany avy amin' ny rihana fahatelo; nony narenina izy, dia indro fa efa maty. | Un adolescent, du nom d' |