<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 4:13 | Now when they saw the boldness of |
Ary nony nahita ny fahasahisahian' i Petera sy Jaona izy, sady nahalala fa tsy mba mpahay lalàna na nampianarina izy roa lahy, dia gaga izy; ary fantany tsara fa efa niaraka tamin' i Jesosy izy roa lahy. | Dia gaga ry zareo nahita ity hasahian' i Piera sy Joany, satria fantany fa sarambaben' olona sy tsy nahita fianarana izy roa lahy, ary tandriny koa fa olona efa niaraka tamin' i Jeso izy ireo; | Considérant l' assurance de |