<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 7:45 | Which also our fathers that came after brought in with |
Izany koa dia noraisin' ny razantsika izay nandimby ireo, ka nentiny niditra niaraka tamin' i Josoa tamin' ny nahazoany ny tanin' ny firenena izay noroahin' Andriamanitra hiala teo anoloan' ny razantsika hatramin' ny andron' i Davida; | Io tranolay io, tamin' ny andron' i Josoe, dia noraisin' ny razantsika ka nentiny niditra tany amin' ny tanin' ireo firenena izay noroahin' Andriamanitra teo anoloan' izy ireo, ary naharitra hatramin' ny andron' i Davida. | Après l' avoir reçue, nos pères l' introduisirent, sous la conduite de |