Toko sy andininy momba Robena

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 29.32 And Leah conceived, and bare a son, and she called his name Reuben: for she said, Surely the Lord hath looked upon my affliction; now therefore my husband will love me. Dia nanan' anaka Lea ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Robena; fa hoy izy: Efa nitsinjo ny fahoriako Jehovah, fa ankehitriny dia ho tian' ny vadiko aho. Dia nanana anaka Lià, ka tera-dahy, nomeny anarana hoe Robena, fa hoy izy: Nitsinjo ny fahoriako Iaveh ka ho tian' ny vadiko aho ankehitriny. Léa conçut et elle enfanta un fils qu' elle appela Ruben, car, dit-elle, Yahvé a vu ma détresse; maintenant mon mari m' aimera .
...............
Gen / Jen 30.14 And Reuben went in the days of wheat harvest, and found mandrakes in the field, and brought them unto his mother Leah. Then Rachel said to Leah, Give me, I pray thee, of thy son' s mandrakes. Ary nivoaka nitsangantsangana Robena tamin' ny andro fijinjam-bary ka nahita dodaima naniry tany an-tsaha, dia nitondra azy ho any amin' i Lea reniny. Ary hoy Rahely tamin' i Lea: Veloma ianao, mba anomezo ahy kely ny dodaiman' ny zanakao. Tamin' ny fotoana fijinjam-barim-bazaha, nivoaka Robena, ka nahita mandragora tany an-tsaha, dia nentiny tany amin' i Lià reniny. Ary hoy Rasela tamin' i Lià: Masìna hianao, mba omeo kely amin' ny mandragoran-janakao aho. Étant sorti au temps de la moisson des blés, Ruben trouva dans les champs des pommes d' amour, qu' il apporta à sa mère, Léa. Rachel dit à Léa : Donne-moi, s' il te plaît, des pommes d' amour de ton fils,
...............
Gen / Jen 35.22 And it came to pass, when Israel dwelt in that land, that Reuben went and lay with Bilhah his father' s concubine: and Israel heard it. Now the sons of Jacob were twelve: Ary raha nonina teo amin' izany tany izany Isiraely, dia avy Robena ka nandry tamin' i Bila, vaditsindranon-drainy; ary nahare izany Isiraely. Raha mbola nipetraka teo amin' izany tany izany Israely dia avy Robena ka nandry tamin' i Balà, vaditsindranon-drainy; ary nandre izany Israely. Roa ambin' ny folo no isan' ny zanakalahin' i Jakoba. Pendant qu' Israël habitait dans cette région, Ruben alla coucher avec Bilha, la concubine de son père, et Israël l' apprit. Les fils de Jacob furent au nombre de douze.
Gen / Jen 35.23 The sons of Leah; Reuben, Jacob' s firstborn, and Simeon, and Levi, and Judah, and Issachar, and Zebulun: Ary ny zanakalahin' i Jakoba dia roa ambin' ny folo mirahalahy: ny zanak' i Lea dia Robena, lahimatoan' i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona; Zanak' i Lià: Robena, lahimatoan' i Jakoba, Simeona, Levì, Jodà, Isakara ary Zabolona. Les fils de Léa : le premier-né de Jacob, Ruben, puis Siméon, Lévi, Juda, Issachar et Zabulon.
...............
Gen / Jen 37.21 And Reuben heard it, and he delivered him out of their hands; and said, Let us not kill him. Ary Robena nandre izany, dia namonjy azy tamin' ny tànany ka nanao hoe: Aza dia mamono ny ainy isika. Nandre izany Robena, ka namonjy azy teo an-tànan' ireo; hoy izy: Aza mamono azy isika. Mais Ruben entendit et il le sauva de leurs mains. Il dit : N' attentons pas à sa vie !
Gen / Jen 37.22 And Reuben said unto them, Shed no blood, but cast him into this pit that is in the wilderness, and lay no hand upon him; that he might rid him out of their hands, to deliver him to his father again. Ary hoy koa Robena taminy: Aoka tsy handatsa-drà ianareo; atsipazo ao anatin' io lavaka etý an-efitra io izy, fa aza misy maninji-tanana aminy ianareo, mba hamonjeny azy amin' ny tanan' ny rahalahiny hitondrany azy any amin' ny rainy indray. Hoy Robena tamin' izy ireo: Aza mandatsa-drà, fa atsipazo ao anatin' io lavaka atý an' efitra io izy. Ka aza maninji-tànana aminy hianareo. Ny kendreny dia ny hanafaka azy eo an-tànan' ireo, mba hampodiany azy ho any amin-drainy. Ruben leur dit : Ne répandez pas le sang ! Jetez-le dans cette citerne du désert, mais ne portez pas la main sur lui ! C'était pour le sauver de leurs mains et le ramener à son père.
...............
Gen / Jen 37.29 And Reuben returned unto the pit; and, behold, Joseph was not in the pit; and he rent his clothes. Dia niverina nankeo amin' ny lavaka Robena, ka, indro, tsy tao an-davaka intsony Josefa; dia nandriatra ny fitafiany izy. Niverina nankeo amin' ilay lavaka Robena, ka indro fa tsy tao amin' ny lavaka intsony Josefa. Lorsque Ruben retourna à la citerne, voilà que Joseph n' y était plus ! Il déchira ses vêtements
...............
Gen / Jen 42.22 And Reuben answered them, saying, Spake I not unto you, saying, Do not sin against the child; and ye would not hear? therefore, behold, also his blood is required. Dia namaly azy Robena ka nanao hoe: Moa tsy niteny taminareo va aho ka nanao hoe: Aza manota amin' ny zaza? nefa tsy mba nihaino ianareo; koa indro fa adinina ny ràny izao. Fa niteny tamin' izy ireo Robena ka nanao hoe: Tsy efa nilazako va re hianareo fa hoe: Aza manota amin' ny zaza? Nefa tsy nohenoinareo akory izany; ka indro arahina amintsika izao ny ràny. Ruben leur répondit : Ne vous avais-je pas dit de ne pas commettre de faute contre l' enfant ? Mais vous ne m' avez pas écouté et voici qu' il nous est demandé compte de son sang.
...............
Gen / Jen 42.37 And Reuben spake unto his father, saying, Slay my two sons, if I bring him not to thee: deliver him into my hand, and I will bring him to thee again. Ary Robena niteny tamin' ny rainy ka nanao hoe: Vonoy ny zanako roa lahy, raha tsy entiko miverina atý aminao izy; atolory eto an-tanako izy, dia izaho no hitondra azy mody ho atý aminao indray. Dia hoy Robena tamin-drainy: Vonoy ny zanako roalahy, raha tsy tafaveriko aty aminao Benjamina fa atolory eto an-tànako izy, dia izaho no hitondra azy hody aty aminao indray. Mais Ruben dit à son père : Tu mettras mes deux fils à mort si je ne te le ramène pas. Confie-le moi et je te le rendrai !
...............
Gen / Jen 46.9 And the sons of Reuben; Hanoch, and Phallu, and Hezron, and Carmi. Robena, lahimatoan' i Jakoba. Ary ny zanakalahin-dRobena dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy Robena, lahimatoan' i Jakoba. Zana-dRobena: Henoka, Falo, Hersona ary Karmì. et les fils de Ruben : Hénok, Pallu, Heçrôn, Karmi.
...............
Gen / Jen 48.5 And now thy two sons, Ephraim and Manasseh, which were born unto thee in the land of Egypt before I came unto thee into Egypt, are mine; as Reuben and Simeon, they shall be mine. Ary ankehitriny, ny zanakao mirahalahy, izay efa naterakao tatý amin' ny tany Egypta, fony tsy mbola tonga tatý aminao eto Egypta aho, dia ho ahy ireo: eny, Efraima sy Mariase dia ho ahy, tahaka an' i Robena sy Simeona. Koa ankehitriny, ny zanakao roa lahy izay naterakao tatý Ejipta, talohan' ny nahatongavako atý aminao teto Ejipta, dia ho ahy, ho ahy, tahaka an-dRobena sy Simeona koa Efraima sy Manase, Maintenant, les deux fils qui te sont nés au pays d'Égypte avant que je ne vienne auprès de toi en Égypte, ils seront miens ! Éphraïm et Manassé seront à moi au même titre que Ruben et Siméon.
...............
Gen / Jen 49.3 Reuben, thou art my firstborn, my might, and the beginning of my strength, the excellency of dignity, and the excellency of power: Ry Robena, lahimatoako ianao, heriko sy voalohan' ny tanjako, manan-tombom-pisandratana, manan-tombon-kery. Robena ô, hianao lahimatoako. Heriko sy voalohan-teraky ny tanjako, ka manan-tombom-boninahitra, manan-tombom-pahefana, Ruben, tu es mon premier-né, ma vigueur, les prémices de ma virilité, comble de fierté et comble de force,

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 1.2 Reuben, Simeon, Levi, and Judah, Robena sy Simeona sy Levy ary Joda; Robena, Simeona, Livì, Jodà. Ruben, Siméon, Lévi et Juda,

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 1.5 And these are the names of the men that shall stand with you: of the tribe of Reuben; Elizur the son of Shedeur. Ary izao no anaran' ireo lehilahy ho namanareo ireo: Ny avy amin' i Robena dia Elizora, zanak' i Sedeora; Ireto no anaran' ny lehilahy hiaraka aminareo: Ny amin' i Robena: Elisora zanak' i Sedeora; " Voici les noms de ceux qui vous assisteront : Pour Ruben, Éliçur, fils de Shedéur.
...............
Nom / Fan 1.20 And the children of Reuben, Israel' s eldest son, by their generations, after their families, by the house of their fathers, according to the number of the names, by their polls, every male from twenty years old and upward, all that were able to go forth to war; Ary tamin' ny taranak' i Robena, lahimatoan' Isiraely, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, dia ny lehilahy rehetra hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra izay azo nalefa hanafika, Ny tera-dRobena lahimatoan' Israely, ny taranak' ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, no nisainy araka ny anarany isam-batan' olona, ny lehilahy rehetra hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatam-piadiana, Quand on eut déterminé les parentés des fils de Ruben, premier-né d' Israël, par clans et par familles, on releva, tête par tête, les noms de tous les mâles de vingt ans et au-dessus, aptes à faire campagne.
Nom / Fan 1.21 Those that were numbered of them, even of the tribe of Reuben, were forty and six thousand and five hundred. izay voalamina avy tamin' ny firenen' i Robena dia diman-jato amby enina arivo sy efatra alina. dia nisy diman-jato amby enina arivo sy efatra alina no voasoratra ho isan' ny fokon-dRobena. On en recensa quarante-six mille cinq cents pour la tribu de Ruben.
...............
Nom / Fan 2.10 On the south side shall be the standard of the camp of Reuben according to their armies: and the captain of the children of Reuben shall be Elizur the son of Shedeur. Ary ny fanevan' ny tobin' i Robena no ho eo amin' ny lafiny atsimo, araka ny antokony; ary ny lohan' ny taranak' i Robena dia Elizora, zanak' Sedeora; Ny fanevan' ny tobin-dRobena no ho eo amin' ny lafiny atsimo; mbamin' ny antokony avy. Ny filohan' ny tarana-dRobena dia Elizora zanak' i Sedeora. Au sud, l'étendard du camp de Ruben, selon leurs unités. Prince des fils de Ruben : Éliçur, fils de Shédéur.
...............
Nom / Fan 2.16 All that were numbered in the camp of Reuben were an hundred thousand and fifty and one thousand and four hundred and fifty, throughout their armies. And they shall set forth in the second rank. Ny tontalin' izay nalamina teo amin' ny tobin' i Robena dia dimam-polo amby efa-jato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany. Ka dia dimam-polo amby efa-jato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy no totalin' ny eo amin' ny tobin-dRobena, araka ny lehilahy voaisa manaraka ny antokony avy. Ireo no ho laharana faharoa eny an-dàlana. Les recensés du camp de Ruben, selon leurs unités, sont en tout cent cinquante et un mille quatre cent cinquante. Ils lèveront le camp les seconds.
...............
Nom / Fan 7.30 On the fourth day Elizur the son of Shedeur, prince of the children of Reuben, did offer: Ary tamin' ny andro fahefatra dia Elizora, zanak' i Sedeora, lohan' ny taranak' i Robena, no nanatitra. Tamin' ny andro fahefatra dia an' i Elisora zanak' i Sedeora, filohan' ny tarana-dRobena; Celui qui apporta son offrande le quatrième jour fut Éliçur, fils de Shedéur, prince des fils de Ruben.
...............
Nom / Fan 10.18 And the standard of the camp of Reuben set forward according to their armies: and over his host was Elizur the son of Shedeur. Dia niainga ny fanevan' ny tobin' i Robena araka ny antokony; ary Elizora, zanak' i Sedeora, no mpifehy ny antokony. Dia niainga ny fanevan' ny tobin-dRobena araka ny antokony avy, ary ny antokony dia nofehezin' i Elisora, zanak' i Sedeora; Partit ensuite l'étendard du camp des fils de Ruben selon leurs unités. A la tête de son contingent était Éliçur, fils de Shedéur ;
...............
Nom / Fan 13.4 And these were their names: of the tribe of Reuben, Shammua the son of Zaccur. Ary izao no anarany: Avy tamin' ny firenen' i Robena dia Samoa, zanak' i Zakora; Ireto no anarany: Samoà zanak' i Zekora, avy amin' ny fokon-dRobena; En voici les noms :Pour la tribu de Ruben, Shammua, fils de Zakkur ;
Nom / Fan 16.1 Now Korah, the son of Izhar, the son of Kohath, the son of Levi, and Dathan and Abiram, the sons of Eliab, and On, the son of Peleth, sons of Reuben, took men: Ary Kora, zanak' i Jizara, zanak' i Kehata, zanak' i Levy, ary Datana sy Abìrama, zanak' i Eliaba, sy Ona, zanak' i Peleta, izay samy taranak' i Robena, dia nandrendri-bahoaka, Kore, zanak' i Isaara, zanak' i Kaata, zanak' i Levì, dia nitarika olona hiandany aminy, miaraka amin' i Datàna sy Abirona, zanak' i Eliaba, ary Hona, zanak' i Feleta, izay zana-dRobena, Coré, fils de Yiçhar, fils de Qehat, fils de Lévi, Datân et Abiram, fils d'Éliab, et On, fils de Pélèt Éliab et Pélèt étaient fils de Ruben furent orgueilleux ;
...............
Nom / Fan 26.5 Reuben, the eldest son of Israel: the children of Reuben; Hanoch, of whom cometh the family of the Hanochites: of Pallu, the family of the Palluites: Robena, lahimatoan' Isiraely; ary ny zanak' i Robena dia Hanoka sy ny fokon' ny Hanokita; avy tamin' i Palo ny fokon' ny Paloita; Robena lahimatoan' Israely, zana-dRobena: ny fokon' ny Henokita avy tamin' i Henoka; ny fokon' ny Faloita avy tamin' i Falò; Ruben, premier-né d' Israël. Les fils de Ruben : pour Hénok, le clan Hénokite ; pour Pallu, le clan Palluite ;
Nom / Fan 32.1 Now the children of Reuben and the children of Gad had a very great multitude of cattle: and when they saw the land of Jazer, and the land of Gilead, that, behold, the place was a place for cattle; Ary nanana omby aman' ondry be indrindra ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada; ary rehefa nahita ny tany Jazera sy ny tany Gileada izy, fa tany tsara ho fiandrasana omby aman' ondry io, Ny zana-dRobena sy ny zanak' i Gada dia nanana biby fiompy be tokoa; ka nony hitany fa tany tsara ho fiandrasana biby fiompy ny tany ao Jazera sy ny tany ao Galaada, Les fils de Ruben et les fils de Gad avaient de grands troupeaux, très importants. Or ils virent que le pays de Yazèr et le pays de Galaad étaient une région propice à l'élevage.
Nom / Fan 32.2 The children of Gad and the children of Reuben came and spake unto Moses, and to Eleazar the priest, and unto the princes of the congregation, saying, dia avy ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ka niteny tamin' i Mosesy sy Eleazara mpisorona sy tamin' ny lohan' ny fiangonana ka nanao hoe: dia nanatona an' i Moizy sy Eleazara mpisorona ary ny lohan' ny fiangonana ny zana-dRobena sy ny zanak' i Gada ka nanao taminy hoe: Les fils de Gad et les fils de Ruben vinrent donc trouver Moïse, Éléazar le prêtre et les princes de la communauté, et leur dirent :
...............
Nom / Fan 32.6 And Moses said unto the children of Gad and to the children of Reuben, Shall your brethren go to war, and shall ye sit here? Dia hoy Mosesy tamin' ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena: Ny rahalahinareo handeha hanafika, ka ianareo kosa hijanona eto va? Fa izao no navalin' i Moizy ny zanak' i Gada sy ny zana-dRobena: Ny rahalahinareo handeha hanafika, ka hianareo kosa ve hijanona eto? Moïse répondit aux fils de Gad et aux fils de Ruben : " Vos frères iraient au combat et vous resteriez ici ?
...............
Nom / Fan 32.25 And the children of Gad and the children of Reuben spake unto Moses, saying, Thy servants will do as my lord commandeth. Dia niteny tamin' i Mosesy ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ka nanao hoe: Ny mpanomponao dia hanao araka izay andidianao, tompoko: Niteny tamin' i Moizy ny zanak' i Gada sy ny zana-dRobena nanao hoe: Izay nodidian' ny tompoko, dia hataon' ny mpanomponao. Les fils de Gad et les fils de Ruben dirent à Moïse : " Tes serviteurs feront ce que Monseigneur a prescrit.
...............
Nom / Fan 32.29 And Moses said unto them, If the children of Gad and the children of Reuben will pass with you over Jordan, every man armed to battle, before the Lord, and the land shall be subdued before you; then ye shall give them the land of Gilead for a possession: ka nanao taminy hoe: Raha handeha hita an' i Jordana hiaraka aminareo ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena, samy efa voaomana hiady eo anatrehan' i Jehovah, ka ho resy ny tany eo anoloanareo, dia homenareo azy ny tany Gileada ho zara-taniny; Hoy izy taminy: Raha mita an' i Jordany miaraka aminareo ny zanak' i Gada sy ny zana-dRobema, dia ny lehilahy rehetra voaoman-kiady eo anatrehan' ny Tompo, ka resy eo anatrehanareo ny tany, dia omeo ho fananany ny tany azo ao amin' i Galaada. Moïse leur dit : " Si les fils de Gad et les fils de Ruben, tous ceux qui portent les armes, passent avec vous le Jourdain pour combattre devant Yahvé, quand le pays vous aura été soumis, vous leur donnerez en propriété le pays de Galaad.
...............
Nom / Fan 32.31 And the children of Gad and the children of Reuben answered, saying, As the Lord hath said unto thy servants, so will we do. Dia namaly ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ka nanao hoe: Araka izay nolazain' i Jehovah tamin' ny mpanomponao no hataonay: Dia namaly ny zanak' i Gada sy ny zana-dRobena nanao hoe: Hataonay izay nolazain' ny Tompo tamin' ny mpanomponao. Les fils de Gad et les fils de Ruben répondirent : " Ce que Yahvé a dit à tes serviteurs, nous le ferons.
...............
Nom / Fan 32.33 And Moses gave unto them, even to the children of Gad, and to the children of Reuben, and unto half the tribe of Manasseh the son of Joseph, the kingdom of Sihon king of the Amorites, and the kingdom of Og king of Bashan, the land, with the cities thereof in the coasts, even the cities of the country round about. Dia nomen' i Mosesy ho an' ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ary ny an-tsasaky ny firenen' i Manase, zanak' i Josefa, ny fanjakan' i Sihona, mpanjakan' ny Amorka, sy ny fanjakan' i Oga, mpanjakan' i Basana dia ny tany mbamin' ny tanànany ao amin' ny fari-tany, dia ny tanàna eny amin' ny tany manodidina. Dia nomen' i Moizy ny zanak' i Gada sy ny zana-dRobena ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, zanak' i Josefa, ny fanjakan' i Sehona, mpanjakan' ny Amoreana, sy ny fanjakan' i Oga, mpanjakan' i Basàna, dia ny tany mbamin' ny tanànany sy ny faritany momba azy, ary ny tanàna eny amin' ny tany manodidina. Moïse leur donna - aux fils de Gad, aux fils de Ruben et à la demi-tribu de Manassé, fils de Joseph - le royaume de Sihôn, roi des Amorites, le royaume d' Og, roi du Bashân, le pays avec les villes comprises dans son territoire, les villes-frontières du pays.
...............
Nom / Fan 32.37 And the children of Reuben built Heshbon, and Elealeh, and Kirjathaim, Ary ny taranak' i Robena nanao an' i Hesbona sy Elale sy Kiriataima Ny zana-dRobena nanorina an' i Hesebona, Eleale, Kaariataïma, Les fils de Ruben construisirent Heshbôn, Éléalé, Qiryatayim,
...............
Nom / Fan 34.14 For the tribe of the children of Reuben according to the house of their fathers, and the tribe of the children of Gad according to the house of their fathers, have received their inheritance; and half the tribe of Manasseh have received their inheritance: fa ny firenena taranak' i Robena araka ny fianakaviany sy ny firenena taranak' i Gada araka ny fianakaviany dia efa nandray ny zara-taniny, ary ny antsasaky ny firenen' i Manase koa dia efa nandray ny zara-taniny; Fa ny fokon' ny zana-dRobena araka ny fokom-pianakaviny avy, sy ny fokon' ny zanak' i Gada, araka ny fokom-pianakaviany avy, dia efa samy nandray ny azy, ny antsasaky ny fokon' i Manase efa nandray ny lovany. Car la tribu des fils de Ruben avec ses familles et la tribu des fils de Gad avec ses familles ont déjà reçu leur héritage ; la demi-tribu de Manassé a aussi reçu son héritage.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 11.6 And what he did unto Dathan and Abiram, the sons of Eliab, the son of Reuben: how the earth opened her mouth, and swallowed them up, and their households, and their tents, and all the substance that was in their possession, in the midst of all Israel: ary izay nataony tamin' i Datana sy Abìrama, zanak' i Eliaba, zanak' i Robena, teo amin' ny Isiraely rehetra, dia izay nisokafan' ny tany sy nitelemany azy mbamin' ny ankohonany sy ny lainy ary ny zava-manan' aina izay nomba azy; izay nataony tamin' i Datàna sy Abirona zanak' i Eliaba, zana-dRobena, fa nivava ny tany ka nitelina azy mbamin' ny fianakaviany sy ny lainy ary ny olona rehetra momba azy teo afovoan' Israely rehetra. ce qu' il a fait à Datân et à Abiram, les fils d'Éliab le Rubénite, quand la terre ouvrit sa bouche et les engloutit au milieu de tout Israël, avec leurs familles, leurs tentes et tous les gens qui les suivaient.
...............
Deo / Dt 27.13 And these shall stand upon mount Ebal to curse; Reuben, Gad, and Asher, and Zebulun, Dan, and Naphtali. Ary ireto kosa no hijanona eo an-tendrombohitra Ebala hanozona: dia ny Robena sy ny Gada sy ny Asera sy ny Zebolona sy ny Dana ary ny Naftaly. ary ireto no hitoetra hanozona ao an-tendrombohitra Hebala: Robena, Gada, Asera, Zabolona, Dana, ary Neftalì. Et voici ceux qui se tiendront sur le mont Ébal pour la malédiction : Ruben, Gad et Asher, Zabulon, Dan et Nephtali.
...............
Deo / Dt 33.6 Let Reuben live, and not die; and let not his men be few. Aoka ho velona Robena, fa tsy ho faty, Nefa aoka ho vitsy olona izy. Aoka ho velona fa tsy ho faty Robena, Ary aoka tsy hihena ho vitsy ny lehilahy ao aminy. Que vive Ruben et qu' il ne meure pas, et que vive le petit nombre de ses hommes !

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 4.12 And the children of Reuben, and the children of Gad, and half the tribe of Manasseh, passed over armed before the children of Israel, as Moses spake unto them: Ary ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase dia samy efa voaomana hiady ka nita teo alohan' ny Zanak' Isiraely koa, araka izay efa nolazain' i Mosesy taminy. Ary nandroso samy nitam-piadiana teo alohan' ny zanak' Israely, araka ny tenin' i Moizy taminy, ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada, ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, Les fils de Ruben, les fils de Gad et la demi-tribu de Manassé passèrent en formation de combat à la tête des Israélites, comme Moïse le leur avait dit.
...............
Jos 13.15 And Moses gave unto the tribe of the children of Reuben inheritance according to their families. Ary nomen' i Mosesy lova ny firenena taranak' i Robena araka ny fokony Nomen' i Moizy lova ny fokon' ny tarana-dRobena, araka ny fianakaviany avy, Moïse avait donné à la tribu des fils de Ruben une part selon leurs clans.
...............
Jos 13.23 And the border of the children of Reuben was Jordan, and the border thereof. This was the inheritance of the children of Reuben after their families, the cities and the villages thereof. Ary ny fari-tanin' ny taranak' i Robena dia ny amoron' i Jordana. Izay no lovan' ny taranak' i Robena araka ny fokony, dia ny tanàna sy ny zana-bohiny. Koa tonga hatrany Jordany ka hatramin' ny faritaniny ny faritanin' ny tarana-dRobena. Izany no lovan' ny tarana-dRobena sy ny fianakaviany dia ny tanàna aman-jana-bohiny. Ainsi la frontière des Rubénites était le Jourdain et son territoire. Tel fut l' héritage des fils de Ruben selon leurs clans, avec les villes et leurs villages.
...............
Jos 15.6 And the border went up to Bethhogla, and passed along by the north of Betharabah; and the border went up to the stone of Bohan the son of Reuben: dia niakatra hatrany Beti-hogla ka nandroso any avaratr' i Bet-araba, dia niakatra hatramin' ny vaton' i Bohana, zanak' i Robena, ka niakatra hatrany Beti-Aglà ny faritry ny tany, dia nihazo any avaratr' i Beti-Arabà, ary niakatra hatramin' ny vaton' i Boena, zana-dRobena, ny faritry ny tany; La frontière montait à Bet-Hogla, passait au nord de Bet-ha-Araba et montait à la Pierre de Bohân, fils de Ruben.
...............
Jos 18.7 But the Levites have no part among you; for the priesthood of the Lord is their inheritance: and Gad, and Reuben, and half the tribe of Manasseh, have received their inheritance beyond Jordan on the east, which Moses the servant of the Lord gave them. Fa tsy mba manana anjara eo aminareo ny Levita; fa ny fisoronana amin' i Jehovah no lovany; ary Gada sy Robena sy ny antsasaky ny firenen' i Manase efa nahazo ny lovany any an-dafy atsinanan' i Jordana, izay nomen' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, azy. Fa ny Levita, dia tsy mba hanana anjara, ary Gada sy Robena mbamin' ny antsasaky ny fokon' i Manase dia efa nahazo ny lovany tany an-dafin' i Jordany any atsinanana, izay nomen' i Moizy mpanompon' ny Tompo azy. Mais pour ce qui est des Lévites, ils n' auront point de part au milieu de vous : le sacerdoce de Yahvé sera leur héritage. Quant à Gad, à Ruben et à la demi-tribu de Manassé, ils ont reçu leur héritage au-delà du Jourdain, à l' orient, celui que leur a donné Moïse, serviteur de Yahvé.
...............
Jos 18.17 And was drawn from the north, and went forth to Enshemesh, and went forth toward Geliloth, which is over against the going up of Adummim, and descended to the stone of Bohan the son of Reuben, dia nizotra avy any avaratra ka nandroso hatrany En-semesy sy Gelilota, izay tandrifin' ny fiakarana Adomima, ka nidina hatramin' ny vaton' i Bohana, zanak' i Robena, nandroso any avaratra ary nipaka tamin' i En-semesa, nipaka tamin' i Gelilota izay eo an-tandrifin' ny fiakaran' i Adomima, ary nidina mankamin' ny vaton' i Boena zana-dRobena, Elle s' infléchissait ensuite vers le nord pour aboutir à En-Shémesh, et aboutissait au cercle de pierres qui est en face de la montée d' Adummim, puis descendait à la Pierre de Bohân, fils de Ruben.
...............
Jos 20.8 And on the other side Jordan by Jericho eastward, they assigned Bezer in the wilderness upon the plain out of the tribe of Reuben, and Ramoth in Gilead out of the tribe of Gad, and Golan in Bashan out of the tribe of Manasseh. Ary dia nifidy an' i Bezera any an-efitra amin' ny tany lemaka izay an' ny firenen' i Robena izy, ary Ramota izay any Gileada, an' ny firenen' i Gada, ary Golana any Basana, izay an' ny firenen' i Manase, any an-dafy atsinanan' i Jordana, tandrifin' i Jeriko. Any an-dafin' i Jordany tandrifin' i Jerikao any atsinanana dia ireto no nofidiny: Bosora, any an' efitra, any amin' ny tany lemaka, an' ny fokon-dRobena; Ramota, any Galaada, an' ny fokon' i Gada; ary Gaolona, any Basàna, an' ny fokon' i Manase. De l' autre côté du Jourdain de Jéricho, à l' orient, on désigna dans le désert, sur le plateau, Béçèr de la tribu de Ruben, Ramot en Galaad, de la tribu de Gad et Golân en Bashân, de la tribu de Manassé.
...............
Jos 21.7 The children of Merari by their families had out of the tribe of Reuben, and out of the tribe of Gad, and out of the tribe of Zebulun, twelve cities. Ary ny loka azon' ny taranak' i Merary isam-pokony dia tanàna roa ambin' ny folo, avy tamin' ny firenen' i Robena sy ny firenen' i Gada ary ny firenen' i Zebolona. Tanàna roa ambin' ny folo tamin' ny fokon-dRobena, sy fokon' i Gada, ary fokon' i Zabolona, no azon' ny taranak' i Merarì, araka ny fianakaviany. Aux fils de Merari selon leurs clans, échurent douze villes des tribus de Ruben, de Gad et de Zabulon.
...............
Jos 21.36 And out of the tribe of Reuben, Bezer with her suburbs, and Jahazah with her suburbs, ary avy tamin' ny firenen' i Robena dia Bezera sy ny tany manodidina azy ary Jahaza sy ny tany manodidina azy, Avy ami' ny fokon' i Gada: ilay tanàna fialofan' izay namono olona, dia Ramota any Galaada sy ny manodidina azy, De l' autre côté du Jourdain de Jéricho, de la tribu de Ruben, Béçèr dans le désert, sur le plateau, ville de refuge pour le meurtrier, avec ses pâturages, Yahaç et ses pâturages,
...............
Jos 22.9 And the children of Reuben and the children of Gad and the half tribe of Manasseh returned, and departed from the children of Israel out of Shiloh, which is in the land of Canaan, to go unto the country of Gilead, to the land of their possession, whereof they were possessed, according to the word of the Lord by the hand of Moses. Dia nody ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase ka nandao ny Zanak' Isiraely tao Silo, izay ao amin' ny tany Kanana, hankany amin' ny tany Gileada ho any amin' ny zara-taniny, izay azony araka ny tenin' i Jehovah nasainy nolazain' i Mosesy. Dia nandao ny zank' Israely tao Silao amin' ny tany Kanaana ny fokon-dRobena sy ny fokon' i Gada, ary ny antsasaky ny fokon' i Manase dia nody nankany amin' ny tany Galaada izay efa noraisiny ho zara taniny araka ny nandidian' ny Tompo tamin' ny alàlan' i Moizy. Les fils de Ruben et les fils de Gad s' en retournèrent avec la demi-tribu de Manassé et quittèrent les Israélites à Silo, dans le pays de Canaan, pour s' en aller au pays de Galaad où ils s'étaient fixés, suivant l' ordre de Yahvé transmis par Moïse.
Jos 22.10 And when they came unto the borders of Jordan, that are in the land of Canaan, the children of Reuben and the children of Gad and the half tribe of Manasseh built there an altar by Jordan, a great altar to see to. Ary raha tonga teo amoron' i Jordana eo amin' ny tany Kanana ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase, dia nanorina alitara teo izy, ary lehibe ny fijery izany alitara izany. Nony tonga teo amin' ny faritanin' i Jordany, izay anisan' ny tany Kanaana, ny tarana-dRobena, sy ny taranak' i Gada, ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, dia nanorina otely teo amoron' i Jordany, ary lehibe no fijery izany otely izany. Lorsqu' ils furent arrivés aux cercles de pierres du Jourdain, qui sont au pays de Canaan, les fils de Ruben, les fils de Gad et la demi-tribu de Manassé bâtirent là un autel sur le bord du Jourdain, un autel de grande apparence.
Jos 22.11 And the children of Israel heard say, Behold, the children of Reuben and the children of Gad and the half tribe of Manasseh have built an altar over against the land of Canaan, in the borders of Jordan, at the passage of the children of Israel. Ary ny Zanak' Isiraely nahare hoe: Indreo, ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase efa nanorina alitara an-tsisin' ny tany Kanana, eo amoron' i Jordana, anatin' ny tanin' ny Zanak' Isiraely. Ren' ny zanak' Israely, fa nisy nilaza hoe: Indreo fa nanorina otely eo amin' ny faritanin' i Jordany, eo anoloan' ny tany Kanaana, amin' ny lafin-tanin' ny zanak' Israely, ny tarana-dRobena, ny taranak' i Gada, ary ny antsasaky ny fokon' i Manase. Le fait parvint aux oreilles des Israélites. Voici, disait-on, que les fils de Ruben, les fils de Gad et la demi-tribu de Manassé ont construit cet autel, du côté du pays de Canaan, vers les cercles de pierres du Jourdain, sur la rive des Israélites.
...............
Jos 22.13 And the children of Israel sent unto the children of Reuben, and to the children of Gad, and to the half tribe of Manasseh, into the land of Gilead, Phinehas the son of Eleazar the priest, Dia naniraka an' i Finehasa, zanak' i Eleazara mpisorona, ny Zanak' Isiraely ho any amin' ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase, any amin' ny tany Gileada, Nirahin' ny zanak' Israely ho any amin' ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, any amin' ny tany Galaada, Finea, zanak' i Elezara mpisorona, Les Israélites envoyèrent auprès des fils de Ruben, des fils de Gad et de la demi-tribu de Manassé, au pays de Galaad, le prêtre Pinhas, fils d'Éléazar,
...............
Jos 22.15 And they came unto the children of Reuben, and to the children of Gad, and to the half tribe of Manasseh, unto the land of Gilead, and they spake with them, saying, Dia tonga tany amin' ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase tany amin' ny tany Gileada ireo ka niteny taminy hoe: Nony tonga tany amin' ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny fokon' i Manase any amin' ny tany Galaada izy ireo dia niteny taminy nanao hoe: Parvenus chez les fils de Ruben, chez les fils de Gad et dans la demi-tribu de Manassé au pays de Galaad, ils leur dirent :
...............
Jos 22.21 Then the children of Reuben and the children of Gad and the half tribe of Manasseh answered, and said unto the heads of the thousands of Israel, Dia namaly ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase ka nanao tamin' ny mpifehy arivo tamin' ny Isiraely hoe: Dia namaly ny tarana-dRobena, ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, ka nanao tamin' ireo mpifehy isan' arivon' Israely hoe: Les fils de Ruben, les fils de Gad et la demi-tribu de Manassé, prenant la parole, répondirent aux chefs des clans d' Israël :
...............
Jos 22.25 For the Lord hath made Jordan a border between us and you, ye children of Reuben and children of Gad; ye have no part in the Lord: so shall your children make our children cease from fearing the Lord. fa Jordana no nataon' i Jehovah ho faritra eo anelanelantsika, ry taranak' i Robena sy Gada, ka tsy manana anjara amin' i Jehovah ianareo; ka dia hampitsaharan' ny taranakareo tsy hatahotra an' i Jehovah ny taranakay, Jordany no faritra nataon' ny Tompo hanelanelana anay sy hianareo, ry tarana-dRobena sy taranak' i Gada, ka tsy manana anjara amin' ny Tompo akory hianareo? Amin' izany ny taranakareo dia hampitsahatra ny taranakay tsy hatahotra an' ny Tompo; Yahvé n' a-t-il pas mis entre nous et vous, fils de Ruben et fils de Gad, une frontière qui est le Jourdain ? Vous n' avez aucune part sur Yahvé. " Ainsi vos fils seraient cause que les nôtres cesseraient de craindre Yahvé.
...............
Jos 22.30 And when Phinehas the priest, and the princes of the congregation and heads of the thousands of Israel which were with him, heard the words that the children of Reuben and the children of Gad and the children of Manasseh spake, it pleased them. Ary rehefa ren' i Finehasa mpisorona sy ny lohan' ny fiangonana, dia ny mpifehy arivo tamin' ny Isiraely, izay niaraka taminy, ny teny izay nolazain' ny taranak' i Robena sy Gada ary ny taranak' i Manase, dia sitrany izany. Nony ren' i Finea, mpisorona, sy ny lohan' ny fiangonana, mpifehy ny isan' arivon' Israely izay niaraka taminy ny teny nolazain' ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada ary ny taranak' i Manase dia afa-po izy ireo. Quant le prêtre Pinhas, les notables de la communauté et les chefs des clans d' Israël qui l' accompagnaient eurent entendu les paroles prononcées par les fils de Gad, les fils de Ruben et les fils de Manassé, ils les approuvèrent.
Jos 22.31 And Phinehas the son of Eleazar the priest said unto the children of Reuben, and to the children of Gad, and to the children of Manasseh, This day we perceive that the Lord is among us, because ye have not committed this trespass against the Lord: now ye have delivered the children of Israel out of the hand of the Lord. Ary hoy Finehasa, zanak' i Eleazara mpisorona, tamin' ny taranak' i Robena sy Gada ary ny taranak' i Manase: Fantatray anio fa eto amintsika Jehovah, satria tsy nanao izany fahadisoana izany tamin' i Jehovah ianareo; ary amin' izany dia efa namonjy ny Zanak' Isiraely tamin' ny tànan' i Jehovah ianareo. Ary hoy Finea, zanak' i Eleazara mpisorona tamin' ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada ary ny taranak' i Manase: Fantatray izao fa eto afovoantsika Iaveh, satria tsy nanao izany fahotana izany tamin' ny Tompo hianareo; koa amin' izany, dia efa nanafaka ny zanak' Israely tamin' ny tànan' ny Tompo hianareo. Alors le prêtre Pinhas, fils d'Éléazar, dit aux fils de Ruben, aux fils de Gad et aux fils de Manassé : " Nous savons aujourd' hui que Yahvé est au milieu de nous, puisque vous n' avez pas commis une telle infidélité à son égard; dès lors, vous avez préservé les Israélites du châtiment de Yahvé. "
Jos 22.32 And Phinehas the son of Eleazar the priest, and the princes, returned from the children of Reuben, and from the children of Gad, out of the land of Gilead, unto the land of Canaan, to the children of Israel, and brought them word again. Ary Finehasa, zanak' i Eleazara mpisorona, sy ny loholona dia niverina nandao ny taranak' i Robena sy Gada tany amin' ny tany Gileada ka nankany amin' ny tany Kanana ho any amin' ny Zanak' Isiraely ary nitondra valin-teny ho any aminy. Dia nandao ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada, Finea, zanak' i Eleazara mpisorona sy ny loholona, ka niverina, avy amin' ny tany Galaada, ho any amin' ny tany Kanaana, ao amin' ny zanak' Israely, ka nanao ny filazany tamin' izy ireo. Le prêtre Pinhas, fils d'Éléazar, et les notables, ayant quitté les fils de Ruben et les fils de Gad, revinrent du pays de Galaad dans le pays de Canaan, auprès des Israélites auxquels ils rapportèrent la réponse.
Jos 22.33 And the thing pleased the children of Israel; and the children of Israel blessed God, and did not intend to go up against them in battle, to destroy the land wherein the children of Reuben and Gad dwelt. Ary sitraky ny zanak' Isiraely izany, dia nisaotra an' Andriamanitra ny Zanak' Isiraely ka tsy nihevitra hiakatra hiady aminy intsony handrava ny tany izay nonenan' ny taranak' i Robena sy Gada. Sitraky ny zanak' Israely izany zavatra izany, ka nisaotra an' Andriamanitra izy, ary tsy nihevitra intsony izay hiakatra amin' ireny mba handrava ny tany nonenan' ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada. La chose plut aux Israélites; les Israélites rendirent grâces à Dieu et ne parlèrent plus de monter contre eux pour leur faire la guerre et ravager le pays habité par les fils de Ruben et les fils de Gad.
Jos 22.34 And the children of Reuben and the children of Gad called the altar Ed: for it shall be a witness between us that the Lord is God. Dia nasian' ny taranak' i Robena sy Gada anarana hoe Edy ilay alitara fa vavolombelona ho amintsika roa tonta io fa Jehovah no Andriamanitra. Nomen' ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada anarana hoe "Ed" ilay otely, satria io, hoy izy, no vavolombalona amintsika roa tonta fa Iaveh no Andriamanitra. Les fils de Ruben et les fils de Gad appelèrent l' autel..., " car, disaient-ils, il sera un témoin entre nous que c' est Yahvé qui est Dieu. "

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 5.15 And the princes of Issachar were with Deborah; even Issachar, and also Barak: he was sent on foot into the valley. For the divisions of Reuben there were great thoughts of heart. Ary ny andrianan' Isakara niaraka tamin' i Debora, dia Isakara sy Baraka koa; Nampandehanina nanaraka azy any an-dohasaha izy. Lehibe ny fiheverana am-po teny amin' ny sakeli-dranon' i Robena! Miaraka amin' i Debora, ny andrianan' Isakara, eo anilan' i Baraka Isakara, teo an-tany lemaka dia voairaka hanaraka azy izy. Teo akaikin' ny sakeli-dranon-dRobena, nisy fikasana lehibe tao am-po: Les princes d' Issachar sont avec Débora, et Nephtali, avec Baraq, dans la vallée s' est lancé sur ses traces. Dans les clans de Ruben, on s' est concerté longuement.
Mts / Mpits 5.16 Why abodest thou among the sheepfolds, to hear the bleatings of the flocks? For the divisions of Reuben there were great searchings of heart. Nahoana ianao no nitoetra teo anelanelan' ny vala, hihainoanao ny feon-tsodina any amin' ny ondry? Lehibe ny fiheverana am-po teny amin' ny sakeli-dranon' i Robena! Nahoana no nijanona teo afovoan ' ny tanim-bilonao hianao, nihaino ny feon-tsodin' ny mpiandry ondrinao? Teo akaikin' ny sakeli-dranon-dRobena nisy fikasana lehibe tao am-po. Pourquoi es-tu resté dans les enclos à l'écoute des sifflements, près des troupeaux ? Dans les clans de Ruben, on s' est concerté longuement.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
1Tt / 1Tan 2.1 These are the sons of Israel; Reuben, Simeon, Levi, and Judah, Issachar, and Zebulun, Izao no zanakalahin' Isiraely: Robena sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara sy Zebolona Ireto no zanak' Israely: Robena, Simeona, Levì, Jodà, Isakara, Zabolona, Voici les fils d' Israël : Ruben, Siméon, Lévi, Juda, Issachar et Zabulon,
1Tt / 1Tan 5.1 Now the sons of Reuben the firstborn of Israel, (for he was the firstborn; but forasmuch as he defiled his father' s bed, his birthright was given unto the sons of Joseph the son of Israel: and the genealogy is not to be reckoned after the birthright. Ary ny zanakalahin' i Robena, lahimatoan' Isiraely (fa izy no lahimatoa; saingy ny nandotoany ny farafaran-drainy no nanomezana ny fizokiany ho an' ny zanak' i Josefa, zanak' Isiraely; nefa tsy voasoratra ho zokiny amin' ny fitantaram-pirazanana ireo; Zanakalahin-dRobena lahimatoan' Israely. Fa izy no lahimatoa, saingy noho izy nandoto ny farafaran-drainy, dia nomena ny zanak' i Josefa zanak' Israely, ny fizokiany; tsy dia nosoratana ho zokiny amin' ny tetiaram-pirazanana anefa Josefa. Fils de Ruben, premier-né d' Israël. Il était en effet le premier-né; mais quand il eut violé la couche de son père, son droit d' aînesse fut donné aux fils de Joseph, fils d' Israël, et il ne fut plus compté comme aîné.
...............
1Tt / 1Tan 5.3 The sons, I say, of Reuben the firstborn of Israel were, Hanoch, and Pallu, Hezron, and Carmi. ny zanakalahin' i Robena, lahimatoan' Isiraely, dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy. Zanakalahin-dRobena lahimatoan' Israely: Enaoka, Falò, Esrona ary Karmì. Fils de Ruben premier-né d' Israël : Hénok, Pallu, Héçron, Karmi.
...............
1Tt / 1Tan 5.18 The sons of Reuben, and the Gadites, and half the tribe of Manasseh, of valiant men, men able to bear buckler and sword, and to shoot with bow, and skilful in war, were four and forty thousand seven hundred and threescore, that went out to the war. Ny taranak' i Robena sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen' i Manase, izay isan' ny lehilahy mahery, ka lehilahy mahatana ampinga sy sabatra ary mahahenjana tsipìka sady zatra ny miady, dia enim-polo amby fiton-jato amby efatra arivo sy efatra alina no isan' ny azo nalefa hanafika. Tamin' ny tarana-dRobena sy ny Gadita ary antsasaky ny fokon' i Manase dia nisy lehilahy mahery, mahatana ampinga aman-tsabatra, mahalefa tsipìka, zatra an' ady, enimpolo sy fiton-jato amby efatra arivo sy efatra alina ny isany, samy vonon-kilatsaka ho mpiady. Les fils de Ruben, les fils de Gad, la demi-tribu de Manassé, certains de leurs guerriers, hommes armés du bouclier, de l'épée, tirant de l' arc et exercés au combat, au nombre de 44760
...............
1Tt / 1Tan 6.48 Their brethren also the Levites were appointed unto all manner of service of the tabernacle of the house of God. Ary ny loka azon' ny taranak' i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambini ny folo avy tamin' ny firenen' i Robena sy ny firenen' i Gada ary ny firenen' i Zebolona. Ny taranak' i Merarì araka ny fianakaviany dia nahazo tamin' ny loka tanàna roa ambin' ny folo, avy amin' ny fokon' i Zabolona. Les fils de Merari et leurs clans obtinrent au sort douze villes prises sur la tribu de Ruben, la tribu de Gad et la tribu de Zabulon.
...............
1Tt / 1Tan 6.63 Unto the sons of Merari were given by lot, throughout their families, out of the tribe of Reuben, and out of the tribe of Gad, and out of the tribe of Zebulun, twelve cities. ary any an-dafin' i Jordana, tandrifin' i Jeriko, atsinanan' i Jordana, koa dia avy tamin' ny firenen' i Robena, dia Bazera any an-efitra sy ny tany manodidina azy ary Jaza sy ny tany manodidina azy ny eny an-dafin' i Jordany, tandrifin' i Jerikao, atsinanan' i Jordany: avy amin' ny fokon-dRobena : Bosora any an' efitra, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Jasò, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy ; au-delà du Jourdain vers Jéricho, à l' orient du Jourdain, sur la tribu de Ruben : Béçer dans le désert et ses pâturages, Yahça et ses pâturages,

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 48.6 And by the border of Ephraim, from the east side even unto the west side, a portion for Reuben. Ary mifanolotra amin' ny fari-tanin' i Efraima, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an? i Robena. Manolotra ny sisin-tanin' i Efraima, hatramin' ny faritra atsinanana ka hatramin' ny faritra andrefana: anjara iray ho an-dRobena. Sur la frontière d'Éphraïm, depuis la limite orientale jusqu'à la limite occidentale : Ruben, un lot.
Eze / Ez 48.7 And by the border of Reuben, from the east side unto the west side, a portion for Judah. Ary mifanolotra amin' ny fari-tanin' i Robena, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an' i Joda. Manolotra ny sisin-tanin-dRobena, hatramin' ny faritra atsinanana ka hatramin' ny faritra andrefana: anjara iray ho an' i Jodà. Sur la frontière de Ruben, depuis la limite orientale jusqu'à la limite occidentale : Juda, un lot.
...............
Eze / Ez 48.31 And the gates of the city shall be after the names of the tribes of Israel: three gates northward; one gate of Reuben, one gate of Judah, one gate of Levi. Ary ny anaran' ny vavahady dia ho toy ny anaran' ny firenen' Isiraely: ny vavahady telo avaratra, dia vavahadin' i Robena ny iray vavahadin' i Joda ny iray, vavahadin' i Levy ny iray. haka anarana amin' ny fokon' Israely ny vavahady, - hisy vavahady telo: vavahadin-dRobena, iray; vavahadin' i Jodà, iray; vavahadin' i Levì iray. Les portes de la ville recevront les noms des tribus d' Israël. Trois portes au nord : la porte de Ruben, une; la porte de Juda, une; la porte de Lévi, une.

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 7.5 Of the tribe of Juda were sealed twelve thousand. Of the tribe of Reuben were sealed twelve thousand. Of the tribe of Gad were sealed twelve thousand. Avy tamin' ny firenen' i Joda roa arivo amby iray alina no voaisy tombo-kase. Avy tamin' ny firenen' i Robena roa arivo amby iray alina. Avy tamin' ny firenen' i Gada roa arivo amby iray alina. dia roa arivo sy iray alina voaisy fitomboka avy amin' ny fokon' i Robena; roa arivo sy iray alina avy amin' ny fokon' i Gada; De la tribu de Juda, douze mille furent marqués ; de la tribu de Ruben, douze mille ; de la tribu de Gad, douze mille ;