Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : amantanana | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mandrohy moka, mamatotra aloy : ary tongotra aman-tanana fa tsy misy tena hodidiana. [Veyrières 1913]
Mandrohy moka, mamatotra aloy: ary tongotra aman-tanana, kanefa tsy misy tena hodidiana. [Cousins 1871 #1596, Houlder 1895] Mandrohy moka, mamatotra aloy, àry tongotra, fa tsy misy tena hodidiana. [Rinara 1974 #140] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Attacher un moustique, lier un moucheron: les deux ont bien des pieds et des mains (les pattes) mais n' ont pas de corps à découper. [Houlder 1895]
Garrotter des moustiques, attacher des moucherons, c' est butin de pattes et d' ailes, mais de substance à partager, point. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il n' y rien à prendre, ce n' est pas comme un bœuf (que l' on attache pour le tuer). [Houlder 1895]
Se disait des poursuites engagées contre des gens qui n' ont rien : on en est pour les frais. [Veyrières 1913 #3353] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tahaka ny jorery ny fanompoana, ka na dia tapaka aza ny tongony aman-tanany mbola mimenomenona ihany izy. [Houlder 1895 #1525]
Tahaka ny jorery ny fanompoana, ka na tapaka aza ny tongony aman-tanany, mbola mimenomenona ihany. [Rinara 1974] Tahaka ny jorery ny fanompoana: na Tahaky ny jorery ny fanompoana ; ka na dia tapaka aza ny tongony aman-tanany dia tsy mbola miova ihany ny feony. [Veyrières 1913 #395] Tahaky ny jorery ny fanompoana : na dia tapaka aza ny tongony, na afaka aza ny tanany, mbola mimenomenona ihany izy. [Veyrières 1913 #395] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La corvée est comme la cigale : coupez-lui les pattes et les ailes, elle fait encore entendre son cri strident. [Veyrières 1913 #395]
La corvée est comme une cigale: qu' elle ait les pattes cassées, elle chante toujours. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. tant qu' on est encore en vie, on est bon pour la corvée, on ne peut s' y soustraire. [Houlder 1895]
Les gens corvéables, tant qu'ils n'ont pas rendu l' âme, sont appelés à la corvée ; s' ils ne peuvent pas travailler, il faut qu'ils se rachètent à prix d' argent. [Veyrières 1913 #395] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |