|
|
Ohabolana : ampiakarana
|
| |
|
Ohabolana | 2023 |
Fara-faty angaha no hitomaniana am-piakarana . [Rinara 1974 #74]
|
| |
|
Ohabolana | 2324 |
Hazakazaka am-piakarana , ka izay tonga aloha dia mianina. [Houlder 1895 #1247]
|
Dikanteny frantsay | |
Quand on court en faisant une montée, celui qui arrive le premier en haut s' arrête (il est essoufflé). [Houlder 1895]
|
| |
|
Ohabolana | 4389 |
Mitehin-kiho am-piakarana , ka sady haingo no tohan' aina . [Rinara 1974 #2448]
Tehin-kiho am-piakarana ; tsy haingo fa tohan' aina . [Houlder 1895 #1304, Cousins 1871 #3057, Rajemisa 1985]
|
Fanazavana malagasy | |
Enti-milaza fa misy fisehoan-javatra ivelany izay toa haitraitra fotsiny, nefa hay tena zavatra ilaina mihitsy. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza ny olona toa mampidera bika amin' ny fihetsiny, nefa hakingana no anaovany an' io fa mba tsy hisehoany hoe sasatra. [Rajemisa 1985]
|
Dikanteny frantsay | |
Quand on met les mains sur les hanches en montant, ce n' est pas pour être plus beau, c' est pour s' aider à marcher. [Houlder 1895]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|