Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : andaniana | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Raha sery ho Raha sery ho vitan' ny anamalaho ihany, nahoana no mitady vantotr' akoho ho sahirana? [Veyrières 1913 #2822] Raha sery vitan' anamalaho, aza amonoana Sery vitan' anamalaho ka handaniana vantotr' akoho. [Rajemisa 1985] Sery vitan' ny anamalaho, ka no hamonoana | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Nampiasain' ny Ntaolo ho ody sery ny anamalaho noho izy mafanafana ka raha mbola misy anamalaho koa, naleony nitsitsy nanao ro misy anamalaho toy izay namono vantotr' akoho. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si c'est un rhume que la plante anamalaho peut guérir, pourquoi chercher un poulet et se donner tant de peine? [Veyrières 1913 #2822] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut proportionner les remèdes aux maux à guérir. [Veyrières 1913 #2822] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |