Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : angatra
|
| |
|
Ohabolana | |
Bakobako miharo amin' angatra; niharo ñy raha samby raha. [Houlder 1895]
Bakobako niharo amin’ angatra : niharo ny raha samy raha. [Samson 1965 #B2]
|
Fanazavana malagasy | |
Bakobako niharo amin' angatra, tafaharo samy loza. + (1) Bakobako. Biby lehibe ratsy tarehy izay heverin' ny Malagasy ho nisy taty Madagasikara (lalomena?) (2) Angatra (Hova)=Ambiroa. [Houlder 1895]
|
| |
|
Ohabolana | |
Lelafin' angatra. [Veyrières 1913 #78]
|
Dikanteny frantsay | |
Les cheveux qui tombent prématurément, c' est qu' ils ont été léchés par les esprits et sont emportés par eux. [Veyrières 1913 #78]
|
Fanazavana frantsay | |
Croyance superstitieuse. [Veyrières 1913 #78]
|
| |
|
Ohabolana | |
Olona tsy mataho-tody aman' angatra. [Veyrières 1913 #3057]
|
Dikanteny frantsay | |
C' est une personne qui ne craint pas que les esprits se vengent de sa mauvaise conduite. [Veyrières 1913 #3057]
|
Fanazavana frantsay | |
Un éhonté, un cynique. [Veyrières 1913 #3057]
|
| |
|
Ohabolana | |
Tsara fa tsy angatra. [Veyrières 1913 #5967]
|
Dikanteny frantsay | |
Dont on ne peut nier la bonté sans mentir. [Veyrières 1913]
|
Fanazavana frantsay | |
Il ne faut pas pousser la bonté jusqu'à la faiblesse : on y perd toute autorité. [Veyrières 1913]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|