Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : Antongona | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aza manao hoe : efa ho lava ny afon' Antongona. [Rinara 1974 #515]
Aza manao hoe : ho lava ny afon' Antongona. [Veyrières 1913 #6493, Cousins 1871 #463] Efa ho lava ny afon' Antongona. [Ravelojaona 1937] Efa ho lava ohatra ny afon' Antongona. [Rinara 1974 #1021] Ho lava ny afo any Antongona, ka tsy hitan’ Andrianjafy hitairana. [Cousins 1871 #1084, Veyrières 1913] Ho lava ny afon' Antongona ka tsy hitan' Andrianjafy hitairana. [Rinara 1974 #1368] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny antso vonjy, na hataka, miverimberina matetika, ka tsy mahataitra, na mampangoraka intsony. [Ravelojaona 1937] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les signaux de feu sur la montagne Antongona seront continuels, aussi Andrianjafy ne trouve pas qu'il faille s'en émouvoir et faire alerte. [Veyrières 1913 #6499]
Ne dites pas : les signaux de feu donnés sur la montagne Antongona seront continuels. [Veyrières 1913 #6493] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui ne tiennent pas compte d'un avertissement parce qu' il est habituel. [Veyrières 1913 #6499] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [Veyrières 1913 #3109]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana, mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Iarivo, mihilahila any Antongona. [Rinara 1974] Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an-ala, ka | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cet Andriamasoandro, cet Andriambolana : il se lève de bonne heure dans la forêt, apparaît dans l'Imerina au milieu du jour, et puis penche vers la montagne Antongona. [Veyrières 1913 #3109] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Marche du soleil. [Veyrières 1913 #3109] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |