Fizahan-teny

Ohabolana : atero

Ohabolana Akondro efa namoa, ka ny sisa no atero zezika fa izy lasan-kiraika. [Rinara 1974]
Akondro efa namoa : ny sisa no atero zezika, fa izy lasan-kiraika. [Veyrières 1913 #1796, Cousins 1871 #70]
Dikanteny frantsay Bananier qui a porté son fruit : fumez les autres, car pour lui, il va s' incliner et périr. [Veyrières 1913 #1796]
Fanazavana frantsay Se disait des vieillards. [Veyrières 1913 #1796]

Ohabolana Atero, ka alao. [Veyrières 1913 #4427]
Dikanteny frantsay Donnez et reprenez. [Veyrières 1913 #4427]
Fanazavana frantsay Allusion aux présents à l'occasion des naissances : donnez, on vous donnera quand à votre tour vous aurez un enfant. [Veyrières 1913 #4427]

Ohabolana Atero ka alao ohatra ny nampisambotra ny mpanana. [Rinara 1974 #343]
Atero koa alao, hoatry ny mampisambotra ny mpanana. [Veyrières 1913 #4426]
Atero koa alao, ohatra ny mampisambotra ny mpanana. [Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Apportez et emportez, c' est comme celui qui prête de l' argent à un riche. [Veyrières 1913 #4426]

Ohabolana Aza manao atero ka alao indray. [Rinara 1974 #497]
Aza manao atero, koa alao. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Il ne faut pas donner pour avoir. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Il ne faut pas dire: donnant, donnant. [Houlder 1895]

Ohabolana Nofon-kena mitam-pihavanana. [Veyrières 1913 #5290, Rajemisa 1985]
Nofon-kena mitam-pihavanana, vola kely atero ka alao! [Rinara 1974 #2805]
Fanazavana malagasy Fanomezana ifanaovan' ny mpifankatia ka mahatonga ny fihavanana ho mafimafy kokoa. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Un morceau de viande entretient l' amitié. [Veyrières 1913 #5290]
Fanazavana frantsay Se disait des petits cadeaux qui entretiennent l' amitié. [Veyrières 1913 #5290]

Fizahan-teny