Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : atifitra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Bala very foana toy ny bala natifi-takatra. [2.415 #5894, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Balle perdue comme celle qui a servi à tirer sur un oiseau takatra. [2.415 #5894]
Employé en pure perte, comme une balle ayant servi à tirer sur un "takatra" . [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cet oiseau ne se mangeait pas. [2.415 #5894] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Basy atifi-baratra ka ny kely indray no maninana ny lehibe. [2.558 #852]
Basy atifi-baratra, ka ny kely indray no mitifitra ny lehibe. [2.165 #1342] Basy atifi-baratra : kely mihaika ny lehibe. [2.415] Basy atifi-baratra: ny kely indray no kely mihaika ny lehibe. [2.653 #739] Basy atifi-baratra: ny kely indray no mitifitra ny lehibe. [2.653 #739, 2.974 #31, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Fusil avec lequel on tire sur la foudre : c' est un petit qui tire sur un grand et le provoque. [2.415 #760]
Fusil qui tire vers la foudre; c’est le petit qui provoque le grand. [2.974 #31] Un fusil servant à tirer sur la foudre: c' est le plus petit qui s' attaque au plus grand. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les petits ne doivent pas s' attaquer aux grands. [2.415 #760] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Basy atifi-kavana : arangaranga Basy atifi-kavana ka arangaranga ihany. [1.1] Basy atifi-kavana : tsy afenina fa arangaranga. [2.558 #866] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy mba mihatsaravelatsihy ny tena ka na hamely aza dia aharihary ny atao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||