Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : dombo | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Didy henan’ ny dombo antsy: botraika no sisa manapaka azy. [2.415 #6352, 2.653]
Didy henan' ny dombo antsy ka botraika no sisa manapaka azy. [2.558 #994] Didy henan’ ny dombo antsy: tapaka, fa be romoromo. [2.415 #6353, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme au couteau usé qui coupe la viande : c' est son acharnement seul qui coupe. [2.415 #6352]
Homme au couteau usé qui coupe la viande : la viande est coupée, mais les bords des morceaux sont en lambeaux. [2.415 #6353] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de celui qui poursuit son but malgré tout. [2.415 #6353]
Se disait des gens qui vont au but malgré tout:. [2.415 #6352] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Nahoana no dia mpanefy ka dombo antsy? [2.165 #733]
Nahoana no mpanefy, ka dombo antsy ? [2.653 #2058] Nahoana no mpanefy ka no dombo antsy ? [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comment se fait-il que vous, qui êtes forgeron, ayez un couteau émoussé? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Raha hanao zavatra, aza manao hoe : " dombo ny angady " ; nefa raha hihinana manao hoe : " maranitra ny sotro " . [2.415 #3966, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand vous allez au travail, ne dites pas : la bêche est émoussée ; et quand vous allez manger : la cuiller racle bien la marmite. [2.415 #3966]
Quand vous allez labourer, ne dites pas: "La bêche est émoussée" ; pour dire, quand vous allez manger: "La cuillère coupe bien" . [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||