|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : fandrika

Ohabolana 1Hadivorin' Andrianentoarivo : marivo loatra, afaka ny fahavalo, lalin-doatra fandriky ny tena. [2.558]
Hadivorin’ Andrianentoarivo: marivo loatra, afaky ny tafika; lalin-doatra, fandriky ny tena. [2.653 #1001]
Hadivorin' Andriantoarivo: marivo loatra, afaky ny tafika; lalin-doatra, fandriky ny tena. [2.165]
Dikanteny frantsayPareil au fossé circulaire d' Andriantoarivo: trop peu profond, les ennemis peuvent le traverser; trop profond, c' est un piège pour lui-même. [2.165]

Ohabolana 2Ny lalana fandrika, ny trano vovo, fa ny soa atao levenam-bola. [2.558]
Ny lalana fandriky ny trano, vovo. [2.653 #2296]

Ohabolana 3Ny vorona no manadino fandrika, fa ny fandrika tsy manadino vorona. [2.558 #3372]
Ny vorona no manadino fandrika, fa ny fandrika tsy mba manadino vorona. [2.415 #6319, 2.653 #2529]
Dikanteny frantsayL’oiseau oublie le piège, mais le piège n’oublie pas l’oiseau. [2.415 #6319, 2.974 #225]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux que l'expérience n'instruit pas et qui se laissent prendre de nouveau. [2.415 #6319]

Fizahan-teny