|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : ifanaovana

Ohabolana 1Aza manao tsikombakomba ifanaovana. [2.165 #286, 2.653 #534]
Dikanteny frantsayNe conspirez pas pour faire le mal. [2.165 #286]

Ohabolana 2Miasa ny tany filanonana ka mamadika ny soa nifanaovana. [2.558 #2270]
Miasa ny tany filanonana ; mamadika ny soa nifanaovana. [2.415 #5454, 2.653 #1734]
Dikanteny frantsayRetourner en le travaillant un terrain affecté aux réjouissances publiques, c' est mal répondre aux bienfaits qu' on a reçus. [2.415 #5454]
Fanazavana frantsayLa force de ce proverbe est dans le jeu de mots sur miasa et mamadika dont le sens est : retourner par le travail. [2.415 #5454]

Ohabolana 3Ny tantara malaza, fa tsy misy zavatra tsy hitany, na ny ela na ny faingana, ka aza manadino ny soa nifanaovana. [2.415]
Dikanteny frantsayL’histoire porte loin sa renommée : il n’y a pas de chose qu’elle ne connaisse pas, soit dans le passé, soit dans le présent ; aussi il faut se garder d’oublier les bienfaits qui ont été échangés. [2.415]
Fanazavana frantsayLe sens est : la postérité le dira. [2.415]

Ohabolana 4Tsy mba haikaika hifanaovana ity, fa tsontsori-mamba hisarahana. [2.165]
Tsy mba ny haikaika ifanaovana, fa ny tsontsori-mamba isarahana. [2.653 #3392]
Dikanteny frantsayCeci n' est plus une simple provocation, mais une lutte sérieuse qui vous emporte, comme le caïman le fait de sa proie en l' entraînant sous l' eau. [2.165]

Ohabolana 5Tsy ny sangisangy ifanaovana, fa ny tsotsori-mamba hisarahana. [2.653 #3569]

Fizahan-teny