Fizahan-teny

Ohabolana : itiavana

Ohabolana Ny lalàna tsy itiavan-kavana ary ny didy tsy ananan-tiana. [Rinara 1974 #3067]

Ohabolana Ny maharenin-janaka tsara anao no mavokely tsy miofo, ka hitiavan' ny vadinao anao ambaraka antitra. [Veyrières 1913 #1312]
Dikanteny frantsay Parce que que tu as de nombreux enfants, tu es comme une étoffe de couleur rose qui garde l' éclat de sa couleur, et tu seras aimée de ton mari jusque, dans ta vieillesse. [Veyrières 1913 #1312]
Fanazavana frantsay Paroles dites à l'épouse féconde ; les femmes stériles étaient souvent répudiées. [Veyrières 1913 #1312]

Ohabolana Ny tsy itiavako ny fitatra: intelo aho nofitahiny ihany, inefatra mbamy ny laingany. [Cousins 1871]
Ny tsy itiavako ny fitatra : intelo aho nofitahiny ihany, inefatra mbamin' ny laingany. [Veyrières 1913 #98]
Ny tsy itiavako ny fitatra, intelo aho nofitahiny, inefatra mbamin' ny laingany. [Rinara 1974 #3340]
Dikanteny frantsay Si je n' aime pas le fitatra, tarier à collier, c' est que trois fois il m' a trompé ; quatre fois, si l' on compte son mensonge. [Veyrières 1913 #98]
Fanazavana frantsay Il y a dans ce proverbe un jeu de mots : fitatra oiseau et fitaka tromperie ; de plus il fait allusion à l' influence des couleurs dans l'indication de la destinée ; on appliquait ce proverbe à ceux qui trompaient sans cesse. [Veyrières 1913 #98]

Fizahan-teny