Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mahafinaritra
|
|
|
Ohabolana 1 | Mahafinaritra ahy ny fitanany basy na tsy mahay mitifitra aza. [2.558]
|
|
|
Ohabolana 2 | Mahafinaritra izany miezaka, hoy ilay sarotra. [2.558 #1835, 2.653 #1397]
|
|
|
Ohabolana 3 | Mahafinaritra ny mamono sakaiza, fa ny hiarahan-dalana no tsy misy. [2.558]
|
|
|
Ohabolana 4 | Masa-bary maito kitoza ka ny tiako no tiany. [2.558 #2147]
Masa-bary, maito kitoza, ka " ny tianao no tiako " : mahafinaritra ahy izany. [2.415 #5101]
Masa-bary maito kitoza: "Ny tiako no atandriny ahy. [2.653]
Masa-bary maito kitoza; ny tiako no tiany. [1.1 #560, 2.653]
|
Fanazavana malagasy | Rehefa sendra izay fifanojoan-javatra mahasoa, dia samy faly, samy tretrika. [1.1 #560]
|
Dikanteny frantsay | Le riz est cuit, la viande est coupée ; ce que vous aimez je l' aime : cela me réjouit. [2.415 #5101]
|
Fanazavana frantsay | Amour, amitié, ou simple accord. [2.415 #5101]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|