Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mandainga | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mandainga ity rano, hoy ilay boka nizaha tandindona. [2.558 #2050]
"Mandainga ny rano" , hoy ilay boka nizaha ny tandindony. [2.165 #2021] Mandainga ny rano, hoy ilay boka nizaha tandindona. [2.415 #2006, 2.653 #1577] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' eau est menteuse, dit le lépreux qui est allé voir son ombre dans l' eau. [2.415 #2006]
"L' eau ment" , s' écrie le lépreux en y voyant son image. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il est tellement enlaidi par la maladie qu' il ne peut presque pas croire que ce soit bien lui. [2.165]
On s' aveugle sur son propre compte. [2.415 #2006] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Milazà ny tsy hitan' ny maso raha te-handainga. [2.558 #2344] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ny mandainga mora, fa ny manala sarotra. [2.415 #4946] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mentir c' est facile; réparer c' est difficile. [2.415 #4946] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ny mandainga tsy misy, fa ny mivadi-bolana be ihany. [2.974 #147, 2.653]
Ny mandainga tsy misy fa ny mivadi-bolana betsaka ihany. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Personne ne ment, mais beaucoup changent de parole. [2.974 #147] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||