Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mandehandeha | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Antsiben-dRainisamboady, ka langan' ny an' olona. [2.415 #33]
Antsiben-dRainisamboady : langan' ny an' olona, mandeha misedisedy, fa ny an-tena tsy atao. [2.558 #304] Antsiben-dRainisamboady : tefitry ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cognée de Rainisamboady : elle s' attaque à ce qui est aux autres. [2.415 #33] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Rainisamboady était connu pour s' occuper des affaires des autres et négliger les siennes ; ce proverbe se disait de ceux qui portent la parole pour autrui sans en être chargés. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza manao Aza manao Aza manao Manao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' ayez pas la confiance du crapaud : le jour il se barricade chez lui, et la nuit il va se promener. [2.415 #6217] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est le contraire qu'il faut faire. [2.415 #6217] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Mandehandeha mahita raha, mipetraka an-drano omana ny azo. [1.147 #M46] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||