|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : manely

Ohabolana 1Abidy manely vary ; samy manano izay ho efany. [1.147 #A2]

Ohabolana 2Aza manely ny efa vory toy ny akoholahy ambony sompitra. [2.558 #673]
Aza manely vory hoatry ny akoholahy ambony sompitra. [2.415 #2351]
Aza manely vory, ohatra ny akoholahy ambony sompitra. [2.653, 2.974]
Manao akoholahy an-tsompitra manely vory. [2.415 #2385]
Manely vory ohatra ny akoholahy ambony sompitra. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona faly mandanilany foana ny noharin' ny sasany. [1.1]
Dikanteny frantsayFaire comme le coq dans le grenier : il disperse ce qui était rassemblé. [2.415 #2385]
N' éparpillez pas ce qui a été rassemblé, comme fait le coq dans la grande corbeille à riz. [2.415 #2351]
Ne pas éparpiller son avoir comme le coq dans un grenier. [2.974 #215]
Fanazavana frantsaySe disait des dissipateurs et des gens désordonnés. [2.415 #2385]

Ohabolana 3Malahelo tia ady, mihaika fahaverezana, manan-karena tia ady, manely ny efa vory. [2.558 #1921]
Malahelo tia ady, mihaika fahaverezana; manan-karen-tia ady, manely ny efa vory. [2.415 #3343, 2.653 #1452]
Dikanteny frantsayPauvre qui aime les procès : il provoque sa perte et appelle l' esclavage ; riche qui aime les procès : il dissipe ce qui est amassé. [2.415 #3343]
Fanazavana frantsayLes procès ruinent. [2.415 #3343]

Fizahan-teny