Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mateza
|
|
|
Ohabolana 1 | Mateza lelafina tahaka ny rira. [1.1]
|
Fanazavana malagasy | Enti-milaza zavatra izay tsy mba lanilany haingana foana fa akana tsikelikely ka mahalava ny faharetany (matetika dia ilazana zava-tsoa kendrena mba haharitra io ohabolana io). [1.1]
|
|
|
Ohabolana 2 | Tsy misy mateza milevina hoatry ny voalavo ; fa raha mitranga izy, dia hanin' ny saka. [2.415 #6258]
Tsy misy mateza milevina ohatra ny voalavo; fa raha mitranga izy, dia hanin' ny saka. [2.165]
Tsy misy mateza milevina ohatra ny voalavo, fa raha mitranga lanin' ny saka. [2.558]
|
Dikanteny frantsay | Aucun animal ne reste aussi longtemps enterré qu' un rat, mais quand il sort de son trou, il est pourtant mangé par le chat. [2.165]
Il n' y a pas d' animal qui reste enterré comme un rat, mais lorsqu' il sort de son trou, il est mangé par le chat. [2.415 #6258]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|