Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mifandramatra
|
|
|
Ohabolana 1 | Lava nify mitsako taolana : mifandramatra samy mafy. [2.415 #3473, 2.558 #1763, 2.653 #1347]
|
Dikanteny frantsay | Homme à grandes dents qui mort dans un os : ce sont deux solides qui se disputent. [2.415 #3473]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des querelles entre personnes capables de se mesurer. [2.415 #3473]
|
|
|
Ohabolana 2 | Raha mamba sy voay no miady, aokahifandramatra, fa samy tompon' ny rano ary raha misy maty dia mihena ny mpiandry fitàna. [2.558]
|
|
|
Ohabolana 3 | Raha ny mamba sy ny voay no miady, dia aokahifandramatra, fa tsy salaka ho tapaka, ary tsy lamba ho rovitra. [2.165]
|
Dikanteny frantsay | Quand deux crocodiles se battent, laissez-les faire jusqu' au bout, car ils n' ont pas à craindre de déchirer leurs vêtements. [2.165]
|
Fanazavana frantsay | Proverbe marquant qu' il ne faut pas intervenir mal à propos dans les querelles qui ne nous regardent pas. [2.165]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|