Fizahan-teny

Ohabolana : mikentrona

Ohabolana 1Mikentrona aza maharary ka hitomany ho loza! [2.558]
Miketrona aza maharary, ka hitomany ho mainka loza ! [2.415 #2624, 2.653]
Dikanteny frantsayC' est déjà pénible de froncer les sourcils et on va pleurer pour aggraver la peine ! [2.415 #2624]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas aggraver le mal. [2.415 #2624]

Ohabolana 2Rangotra tsy nikoriana, fa nikentrona ; fa raha nikentrona izany, dia boka. [2.653 #2751]

Ohabolana 3Sima nozairina : tafahoana fa mikentrona. [2.558 #3888]
Sima nozairina : tonga tany ihany, fa miketrona. [2.415 #1708, 2.653]
Dikanteny frantsayBec-de-lièvre qu' on a cousu : tout se rejoint mais il y a des plis. [2.415 #1708]
Fanazavana frantsayIl reste des traces des difficultés, ou des événements, ou des paroles, même après arrangement ou réconciliation. [2.415 #1708]

Fizahan-teny