|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : minono

Ohabolana 1Manao firañeta ñ'anak'aombe, lafa minono, tsy mifañomea. [1.68]
Manao firañeta tarabao : lafa minono tsy mifañomea. [1.68]
Dikanteny frantsayComme l'amitié des veaux, ils tètent sans rien se donner. [1.68]

Ohabolana 2Sady mita rano no tratr’ orana : sady minona no hibaby laona. [2.415 #2658, 2.653]
Sady mita rano no tratr' orana, sady minono no mibaby laona. [2.558]
Dikanteny frantsayPasser l' eau et être pris par la pluie, boire le tanguin et porter le mortier, c' est avoir deux malheurs à la fois. [2.415 #2658]
Fanazavana frantsayAllusion à ceux qui donnaient de l'argent pour se racheter d'une accusation de sorcellerie ; l' expression : acheter un mortier, s' appliquait à ceux qui, pris en flagrant délit de sorcellerie, aimaient mieux donner de l'argent à ceux qui les surprenaient plutôt que d' être dénoncés. [2.415 #2658]

Ohabolana 3Safeli-jaza minono. [2.415 #5034]
Dikanteny frantsayL' homme rusé fait des détours comme le enfant, placé sur le dos de sa mère et qui passe sa tête sous le bras pour se sein et téter. [2.415 #5034]

Ohabolana 4Valavo tokana tsy mikirintsana, zaza maty reny tsy minono. [1.147 #V59]

Ohabolana 5Vantotr' omby minono : tsy homan-doza fa mahatsiahy ny ela. [2.558 #4856]
Vantotr' omby minono tsy mandoza fa mahatsiahy ny ela. [2.653 #3611, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fanaovan-javatra tsy fahita, izay tsy milaza loza akory fa fahatsiarovana ny fanao fahiny mahamanimanina fotsiny. [1.1]
Indraindray misy zavatra heverina ho toa hafahafa, mandoza, sns..., nefa tsy inona fa fihetsehampo misendaotra. [1.1]

Ohabolana 6Zana-balavo tsy minono amim-piso. [1.147 #Z10]

Ohabolana 7Zana-dambo tsy minono amin-kiva. [1.147 #Z11]

Fizahan-teny