Fizahan-teny

Ohabolana : mitolagaga

Ohabolana 1Tsy misy be fiarovana tahaka ny ondrindrano : tsirika telo, antsibe iray, nefa raha azon’ ny tandroho mitogaga. [2.653 #3512]
Tsy misy be fiarovana toy ny ondrindrano, fa tsirika telo, antsibe iray nefa mitolagaga raha voafaokan' ny tandroho. [2.558 #4706]

Fizahan-teny