Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mivavaka
|
|
|
Ohabolana 1 | Antaimorona nivavaka : amaraina koa andro. [1.147 #A79]
|
|
|
Ohabolana 2 | Tsy misy nivavaka niankandrefana, fa samy nianavaratra ihany; fa ny harena mila vintana, ka raha tsy anjara, tsy tonga. [2.165 #81]
Tsy nisy nivavaka niankandrefana, fa samy nianavaratra ihany ; fa ny harena mila vintana, ka raha tsy anjara, tsy tonga. [2.415 #862]
|
Dikanteny frantsay | Personne n' a prié tourné vers l' ouest, mais tous l' ont fait tournés vers le nord (comme il faut); mais la richesse vient du destin, et celui qui n' y est pas destiné ne l' obtient pas. [2.165]
Personne n' a prié tourné vers l' ouest, tous ont prié tournés vers le nord ; mais la fortune vient du destin et quand ce n' est pas le destin, la fortune ne vient pas. [2.415 #862]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|