Fizahan-teny

Ohabolana : motarehy

Ohabolana 1Akory ity ilay malaina no mitarehin-jaza aizana ka mavozon' ny haka-moana mararin' ny tazon' ny fahalainana ary mitarehim-balala maty. [2.165 #712]
Dikanteny frantsayRegardez-moi ce paresseux qui a l' air d' un petit enfant malade et qui est éreinté de paresse: il est malade de la fièvre de paresse et ressemble à une sauterelle morte. [2.165]

Fizahan-teny