|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : sahisahy

Ohabolana 1Nahoana no dia sahisahy foana tahaka ny voalavo, ka tranom-pahavalo no ivelomana ? [2.558]
Nahoana no dia sahisahy hoatry ny voalavo ka tranom-pahavalo no ivelomana ? [2.415 #6313]
Nahoana no dia sahisahy, ohatra ny voalavo, ka tranom-pahavalo no ivelomana ? [2.653]
Dikanteny frantsayPourquoi être téméraire comme le rat qui vit dans la maison de ses ennemis ? [2.415 #6313]

Ohabolana 2Nahoana no dia sahisahy tsy mahay sahiratsy ? [2.558]
Nahoana no sahisahy tsy mahay sahiratsy? [2.165]
Nahoana no sahisahy tsy mahay sahiratsy ? Nahoana no valavala tsy mahay valam-bary? [2.653]
Nahoana no sahisahy tsy mahay sahiratsy ? nahoana no valavala tsy mahay valam-parihy ? [2.415 #6248]
Nahoana no valavala tsy mahay valam-bary ? [2.415 #6014, 2.165, 2.558]
Sahisahy tsy mahay sahiratsy ; valavala tsy mahay valam-parihy. [2.415]
Dikanteny frantsayAudacieux qui ne sait pas faire une pelle en bois ; dégourdi qui ne sait pas faire les bordures en terre des rizières pour y maintenir l' eau. [2.415 #6248]
Pourquoi être hardi alors qu' on ne sait pas même manier une pelle de bois? [2.165 #901]
Pourquoi faire le fanfaron quand on n' est même pas capable d' élever une petite digue. [2.415 #6014]
Pourquoi faire l' important quand on ne sait pas même élever une petite digue? [2.165]
Fanazavana frantsayJeu de mots sur "sahisahy" et "sahiratsy" . [2.165]
Jeu de mots sur "valavala" et "valam-bary". [2.165, 2.415]
Proverbe fait de jeux de mots : sahisahy et sahiratsy ; valavala et valam-parihy. [2.415 #6248]

Fizahan-teny