|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : tananaaolo

Ohabolana 1Fandrotrarana an-tananaolo : mandimby rainy tsy satry. [2.653 #923]
Fandrotrarana an-tanàna haolo ka mandimby ray tsy satry. [1.1]
Fandrotrarana an-tanàna haolo : mandimby rainy tsy satry. [2.415]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ireo olona voatery hiteny ampahibemaso na hikabary satria tsy eo intsony ireo zokiolona tokony hanao izany. [1.1]
Dikanteny frantsayChiendents dans un village abandonné : ils succèdent à leurs pères sans l' avoir désiré. [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait des mauvais héritages ; se disait aussi des enfants qui héritaient trop jeunes de leurs parents. [2.415 #3172]

Ohabolana 2Hazo tokana an-tanàna haolo ka tenain-drivotra irery. [2.425, 2.558 #1302]
Toy ny hazo tokana an-kadilanana, ka tenain-drivotra irery. [2.558 #4287]
Toy ny hazo tokana an-tananaolo, ka tenain-drivotra irery. [2.165 #1431, 2.653 #3198]
Dikanteny frantsayArbre solitaire dans un village abandonné : il est seul à être frappé par le vent. [2.415 #3841]
Pareil à un arbre solitaire dans un village abandonné, il est seul à être secoué (ou frappé) par le vent. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui n'ont personne pour les aider. [2.415 #3841]

Fizahan-teny